21/05/2026
Tsy oe vokivoky avy nisakafo atoandro eo daholo dia mody fanina be eo andalovan’izao kaly m’lay be izao anh 🥲🤌🏻
Alefao ny commande goûter 😋
Ataovy single box , ity koa mantsy zao tena miamm be 🤤🙌🏻
Prix : 40.000ar