05/02/2026
miarahaba antsika rehetra tsy ankanavaka 💗izahay dia afaka mikarakara ny sakafonao atoandro afaka manao luvreson hoany rehetra naiza naiza misy ny toerana hiasanao .
Vary sy laoka compose salade mine sao sns plat gasy 💗vary gasy mena+laoka+lasary 😍
ravitoto sy henakisoa tsaramaso sy henomby saosisy sy hananavoanjobory sy trondrohenomby sy hananakabaro sy henomby petit poind sy akoho gana ritra Bitro saosy sofikisoa ritra tongony ritra saosisysy sakay
Alefaso ary ny commendenao
Midira hafatra miafina na miantso avy atrany ianao tompoko .hoany olona miasa sy pianatra sns
Contact .0385303179.
Whatsapp 0374332752
Prix.plat gasy .13000ar 😍
Mine sao 15000ar special poulet crevette sns
Makasitraka anareo ary dia mirarisoa
Commende manomboka ny 6h00 maraina atraminy 11h00 miakatra 💗💗💗😍😍😍😍