Unity sakafo

Unity sakafo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Unity sakafo, Restaurant, Ivato Aeroport, Antananarivo.

24/12/2025
Iza no efa nihinana Pizza tato amin'ny UNITY SAKAFO?Hainareo ve fa  misy origan foana ny Pizza ato aminay?Misy afaka mil...
15/11/2025

Iza no efa nihinana Pizza tato amin'ny UNITY SAKAFO?
Hainareo ve fa misy origan foana ny Pizza ato aminay?
Misy afaka milaza ny atao hoe ORIGAN ve?

rehefa nanontaniana ny IA dia izao no nolazainy : "Unity sakafo pizza" fait référence à Unity Sakafo, un restaurant situ...
11/11/2025

rehefa nanontaniana ny IA dia izao no nolazainy : "Unity sakafo pizza" fait référence à Unity Sakafo, un restaurant situé à Ivato, Tananarive, Madagascar, spécialisé dans la restauration rapide, notamment la pizza et d'autres plats.
Voici ce qu'il faut savoir :
"Sakafo" signifie "nourriture" ou "plat" en malgache.
Le nom se traduit donc littéralement par "La nourriture/Le plat Unity" (ou un nom de marque similaire).
Le restaurant propose un service sur place et est actif sur les réseaux sociaux comme Facebook.
D'après les avis, le restaurant offre un bon rapport qualité-prix et les plats, y compris les pizzas, sont appréciés.

nous reprenons nos horaires habituels du lundi au samedi jusqu'à 22h
21/10/2025

nous reprenons nos horaires habituels
du lundi au samedi
jusqu'à 22h

nous sommes ouverts aux horaires habituels : du lundi au samedi jusqu'à 22h
21/10/2025

nous sommes ouverts aux horaires habituels :
du lundi au samedi jusqu'à 22h

16/09/2025

Avoakako eto amin'izay ity ☺️
Sambany tafaraka toy izao izahay. Tarika 2 tena nanamarika ahy.
Tantaraiko anareo?
- i Rija Ramanantoanina no nanome sehatra ahy voalohany t@2008 ,soirée mbola tsy adinoko 😃 5 décembre ilay daty, tao Tsiadana 😄 ( tsy Farakely akory ah tamin'izany fa angamba fara- miniature mihintsy 😂 ) ... 17 taona aty aoriana mbola io izy eo foana fitaratra ho antsika rehetra 🫡... Ohatrany manonofy bé foana oe hainy ny hirako rehefa tafaraka sehatra izahay fa ny hirany aloha de matiko tsianjery nandritrin'ny 17 taona 😍 ... @28 ho itanareo ao...

- Tarika Johary moa izany de efa tompony -peo ary tena nangalanay tahaka mihintsy taloha rehefa manao trio🫣 - i Séfo rahateo no zoky niraisana ka azonareo an-tsaina ☺️ - ho bé fo bé indray ah ahatsiaro azy fiarahana ity ... Hilalao mozika - Hampira-peo - hizara - hankalaza - mitambatra ao daholo miaraka Maro Loko ...

- MIANDRY ANAREO IZAHAY ! 😘

12/06/2025

Isaorana ny Tompo fa mbola mijoro hatramin'izao
09 Jona 2021 : Andro nisokafan'ny Unity sakafo teo Ambohimangakely

Address

Ivato Aeroport
Antananarivo
105

Telephone

+261330232136

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Unity sakafo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category