Hanina

Hanina HANINA à base d'amour et de Passion

Faites-vous plaisir, faites-vous livrer 😉Bonne fin de semaine à tous !☀️🫶🏼📞0344107333
18/04/2026

Faites-vous plaisir, faites-vous livrer 😉

Bonne fin de semaine à tous !☀️🫶🏼

📞0344107333


Happy vendrediiiii😂😍Chez Hanina, vendredi rime avec -50%. 🤩Au 10ᵉ, 15ᵉ et 20ᵉ plat sortant de notre cuisine, il y aura u...
17/04/2026

Happy vendrediiiii😂😍

Chez Hanina, vendredi rime avec -50%. 🤩

Au 10ᵉ, 15ᵉ et 20ᵉ plat sortant de notre cuisine, il y aura une remise de 50%. 🔥😉

Nous ouvrons à 10h30. À tout à l'heure ! 👋🏼😙

📍 Analamahitsy cité près garage Rasamy
📞 0344107333


Si, comme hier ou il y a 2 jours, vous n'avez pas pu gagner, aujourd'hui chez Hanina passez commande directement au 034 ...
16/04/2026

Si, comme hier ou il y a 2 jours, vous n'avez pas pu gagner, aujourd'hui chez Hanina passez commande directement au 034 41 073 33 pour gagner du temps. 😉

📍Analamahitsy cité près garage Rasamy
📞 0344107333


Fantatrareo ve fa tsy manao stock be dia be izahay fa izay varotana androany ihany no vidinay androany🥰Safidinay manokan...
15/04/2026

Fantatrareo ve fa tsy manao stock be dia be izahay fa izay varotana androany ihany no vidinay androany🥰

Safidinay manokana izay mba anomezanay anareo ny tsara indrindra hatrany 🥰
Miantsena,manao préparation ary manomboka amin’ny 10h 30 eo izahay vao tena afaka mandray anareo 😁

Mirary tontolo andro mahafinaritra amin’izao andro mafana tsara izao ary e ☀️😁Araraoty foana 😉

📍Analamahitsy cité près garage Rasamy
📞 0344107333




Ary ny dragon kay mitsiky foana 😂ohatran’izao ny hafalianay mi servir anareo 🥰

Herinandro vaovao oooo🥰Efa miverina misokatra izahay anh😉Service de livraison koa disponible foana 😊Hisy plat vaovao ato...
14/04/2026

Herinandro vaovao oooo🥰

Efa miverina misokatra izahay anh😉Service de livraison koa disponible foana 😊

Hisy plat vaovao atoato fa mandrapa aloha dia ireo efa ao anaty carte dia afaka commandina daholo 😁

Izay fa soavà ny tontolo andro e 👋🏼

📍Analamahitsy cité près garage Rasamy
📞 0344107333


Chers clients,Nous espérons que vous avez tous passé une bonne fête 🥰Hanina sera en congé à partir de demain, mardi 7 av...
06/04/2026

Chers clients,

Nous espérons que vous avez tous passé une bonne fête 🥰

Hanina sera en congé à partir de demain, mardi 7 avril. Nous serons de retour le mardi 14 avril avec encore plus de bonnes choses à vous offrir 😊

Prenez soin de vous 🤗


Salama Daholo Ny Mpihinan-kHANINA rehetraaa 🥰😁 Mialatsiny harivariva 🥹 Nisy tsy Fetezana kely teo  betsaka kely teo @ Il...
03/04/2026

Salama Daholo Ny Mpihinan-kHANINA rehetraaa 🥰😁

Mialatsiny harivariva 🥹 Nisy tsy Fetezana kely teo betsaka kely teo @ Ilay fisarihana Tokony ataontsika androany 🥺🙏 Tena ialana tsiny satria Lasa nisy tsy voaray ny anaranareo sasany 🥹🥺 De lasa Misy tsy fifandanjana kely Noho Ny antony avy aminay 🥺🙏 Tena mifona be 🥺🥹

Fa zao Ny OFFRE OMENAY DEMAIN MBA MARIKY NY FIALANTSININAY 🥹🙏

Rahampitso An : Izay rehetra Tonga aty antsena Misakafo na Manao récupération Dia :

🔥 20.000 Ar ny Poulet Krispy 10 pcs Au lieu de 22.000 Ar
🔥 25.000 Ar ny Poulet coréen 10 pcs Au lieu de 27.000 Ar
🔥 15.000 Ar ny kihendina Paty combo : Nouilles sautées au porc ou au boeuf + 2 poulet Krispy + 2 poulet coréen

Ireo ny offre Antsika rahampitso Ry TIANAY BE 🥹❤️ DE Mialatsiny be Foana FA AMIN'NY MANARAKA ISIKA ANAO JEUX SY FISARIHANA MILAY BE 🙏🔥 Promis Be ry Mpihian-kHANINA ❤️❤️

Zay fa rahampitso Ny fotoana ary ee 🥰❤️
Toerana tsy miova ... Analamahitsy Cité akaikin'ny Garage Rasamy ...

❌TSY MISY LIVRAISON RAHAMPITSO (Récupération na Sur place dhl) ❌
Barquette Gratuit Foana 🥰🔥❤️

Salama oooo🥰✨Mbola tohizantsika androany ilay « 10ème plat -50% » iny anh😉 ✨Dia andao ampina kely ilay fanomezana 😋Ho an...
03/04/2026

Salama oooo🥰

✨Mbola tohizantsika androany ilay « 10ème plat -50% » iny anh😉

✨Dia andao ampina kely ilay fanomezana 😋

Ho an’ireo client rehetra omaly sy androany,efa voarainay sy ho raisinay daholo ny nom FB na numéro (si commande par appel) anareo dia hanao fisarihana isika ka izay voasarika dia mahazo 🍗🍗🍗Crispy 5pcs + crispy coréen 5pcs GRATUITEMENT 😍

Soavà ny tontolo andro ✨

📍Analamahitsy cité près garage Rasamy
📞 0344107333


Efa lasa ilay 10 ème plat o 🤩🫶🏼 Mbola tohizantsika indray 🥰 Miverina 1 isika dia ny 10ème indray tonga dia ataontsika GR...
02/04/2026

Efa lasa ilay 10 ème plat o 🤩🫶🏼

Mbola tohizantsika indray 🥰 Miverina 1 isika dia ny 10ème indray tonga dia ataontsika GRATUIT 😍😍😍😍Ouiiii,maimaimpoana ‼️

Lasa ary izao 😉


🚨-50%🚨Eny oooo,mihena atsasa-bidy be izao😍Ho an’ny plat faha folo mivoaka ato amin’ny Hanina androany dia ahenanay atsas...
02/04/2026

🚨-50%🚨

Eny oooo,mihena atsasa-bidy be izao😍

Ho an’ny plat faha folo mivoaka ato amin’ny Hanina androany dia ahenanay atsasa-bidy 😉Na livraison na récupération na sur place dia mi compte daholo anh😊
Mirary tontolo andro mahafinaritra 🥰

📍Analamahitsy cité près garage Rasamy
📞0344107333

Atombohy tsara aloha zareo ilay herinandro fa ny amin’ny weekend hita eo ihany anh🤧🤣Izahay izao manomboka androany hatra...
31/03/2026

Atombohy tsara aloha zareo ilay herinandro fa ny amin’ny weekend hita eo ihany anh🤧🤣

Izahay izao manomboka androany hatramin’ny vendredi dia afaka manao livraison burger-ny Hanina foana 😋😋😋Sa poulet no tinareo?Sa nouille? 🙈

Ny kiosk kosa dia misokatra foana MARDI à SAMEDI,na ihinana sur place enao na hanao récupération dia mety foana e 🥰Mandray anao am-pifaliana izahay ❤️

📍Analamahitsy cité près garage Rasamy
📞0344107333


Zoma sahady indray ooooo🤩Tinareo ve raha asina jeu ho an’ny client sy abonnée?🙈Manomana zavatra vaovao be ho anareo ihan...
27/03/2026

Zoma sahady indray ooooo🤩Tinareo ve raha asina jeu ho an’ny client sy abonnée?🙈

Manomana zavatra vaovao be ho anareo ihany koa izahay fa andao aloha faranana en beauté ny herinandro ✨✨✨✨

Misokatra ny Hanina ary manao livraison ihany koa anh,dia aza miala lavitra ny pejy 😋😉

Soavà ny tontolo andro ❤️


Address

Antananarivo

Opening Hours

Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261344107333

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hanina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category