Kazaha

Kazaha Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kazaha, Restaurant, Antananarivo.

✨ KAZAHA ✨
Ny m**o mangahazo artisanal vita amin’ny fitiavana sy ny fomba gasy 😋
Fikarakarana manokana amin’ny mangahazo voafantina tsara 🌱
✅ Tsiro nentin-drazana – goût authentique
✅ Tsy misy gluten – sain et naturel
✅ Ho an’ny ankizy sy ny lehibe

Hello hello!!!🫶😍Tinareo foana ilay classique eeh???😱😍Coco vanille maro mihintsy ireto androany  mankasitraka be dia be a...
20/02/2026

Hello hello!!!🫶😍
Tinareo foana ilay classique eeh???😱😍
Coco vanille maro mihintsy ireto androany mankasitraka be dia be anareo 🙏🏻❤️
Mety tsara ity M**o mangahazo coco vanille ity ho an’ity weekend ity fa alefaso ny commande
NB: iray andro mialoha foana ny fandraisana ny commande an

📩 Mp na ☎️ 034 79 875 62
Manao livraison izahay sur tana à partir 3000ar

Zay aloha fa handefa ny mamikelinareo izahay zao bonne journée daholo 😘❤️

📢 ANNONCE OFFICIELLE – CHANGEMENT DE NOM👉 M**o Mangahazo devient désormais KAZAHA ✨👉 Niova anarana ny pejy mba hanamafis...
01/02/2026

📢 ANNONCE OFFICIELLE – CHANGEMENT DE NOM

👉 M**o Mangahazo devient désormais KAZAHA ✨
👉 Niova anarana ny pejy mba hanamafisana ny marika sy hanomezana endrika vaovao, moderne et professionnel.

✨ Ce qui change :
Le nom de la page
L’image de la marque (plus moderne)
💛 Ce qui ne change pas :
Le goût authentique du m**o mangahazo
La qualité artisanale
Le savoir-faire nentin-drazana
La passion et l’amour mis dans chaque produit

🌿 KAZAHA, c’est toujours du m**o mangahazo fait à base de mangahazo sélectionné,
👉 mamy, malefaka, tena gasy 😋

🙏 Merci bien pour votre confiance et votre fidélité.
Nous espérons continuer cette belle aventure avec vous sous le nom KAZAHA 💛

Salama eeee !!!  Aza adino fa Afaka mandray anareo tsara amin’ireo  m**o mangahazo amin’ny tsiro 7 misy ato aminay 👌Fand...
14/11/2024

Salama eeee !!!
Aza adino fa
Afaka mandray anareo tsara amin’ireo m**o mangahazo amin’ny tsiro 7 misy ato aminay 👌
Fandraisana ny Commande 1 andro mialoha
Mp na📞0347987562 na 0330168581
**omangahazo Followers frees/abonnés gratuits

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Telephone

+261347987562

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kazaha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category