08/06/2026
๐ซ ASTUCE GOURMANDE DU LUNDI ๐ซ
Fantatrao ve fa vao mainka mivoaka tsara ny tsiron'ny chocolat rehefa hanina mbola mafana kely ny pudding? ๐๐ฎ
๐ค Texture malefaka
๐ค Tsiro chocolat lalina kokoa
๐ค Fahafinaretana isaky ny sotro
Izany no mahatonga olona maro hankafy ny pudding mbola vao vita. โจ
Ary ianao, tianao ve ny pudding mbola mafana sa avela hangatsiaka kely aloha? ๐ฅฐ