El Delicioso

El Delicioso click,call, and conquer hunger 😋

+261 34 69 520 49 📞📞☎
+261 32 62 051 23 📞📞

Miarahaba antsika rehetra indray oh ❤️Izahay dia tsy mitsahatra manome fahafahampo ho anareo hatrany amin'ireto sakafo a...
23/07/2023

Miarahaba antsika rehetra indray oh ❤️
Izahay dia tsy mitsahatra manome fahafahampo ho anareo hatrany amin'ireto sakafo atolotray anareo ireto 🍕🌮🍔🦐
- Tacos 🌮fromage , légume sautée,viande aux choix, sauce spéciale (sans frittes et sans mayonnaise)
- Pizza 26 cm diamètre🍕
- Hamburger + pomme fritte 🍟🍔
- Fajitas 🌯🧆
Eo ihany koa ny vokatra vaovao hanomezana fahafahampo anareo hatrany ka ireto avy izany (Commande 1j avant)
- Double pistolet mariné au vin rouge 🍗
- Double pistolet panné🍗
- Crevettes pannés 🦐
(Accompagnements : Riz blanc ou pommes frittes)🍚🍟
Ny vidiny dia tsy miova fa manomboka aminy 8.000 ariary hatrany
Koa aza misalasala aza mandefa hafatra miafina na miantso ny laharana 034 69 520 49 - 034 86 215 12 - 032 62 051 23 raha toa ka hicommande

Aza adino ny mi J'aime ny pejy ary aza adino ihany koa ny manasa ny namana hi-j'aime ny pejy 🥰❤️🙏

Manao ahoana daholo 🥳Tsy mitsahatra manome zava-baovao ho anareo izahay🍔🌭🫔🫓🍕🍝🎡❤‍🔥GOUTER  ASARAMANITRA ❤‍🔥 🇲🇬_Tacos à par...
24/06/2022

Manao ahoana daholo 🥳
Tsy mitsahatra manome zava-baovao ho anareo izahay🍔🌭🫔🫓🍕🍝
🎡❤‍🔥GOUTER ASARAMANITRA ❤‍🔥 🇲🇬
_Tacos à partir 8.000ariary🌯🌮 ( viande aux choix,légume sautée,sauce spécial tacos, fromage )
-Hamburger à partir 9.000ariary 🍔( steak haché, fromage cheddar, tomate,sauce spécial burger,afaka apiana mayonnaise na tsy, salade )
- croque Monsieur à partir 4.000ariary🧇 (fromage , jambon ou mortadelle )
-Tagliatelle charcuterie 10.000Ariary 🍝 ( Pâtes ,sauce blance ,charcuterie)
Mandray commande izahay manomboka androany ary ny livraison dia manomboka rahampitso 25 Jona 2022 .(afaka mandefa hafatra miafina.mp, na miantso ny laharrana 034 86 215 12 na 034 69 520 49 )
LIVRAISON A DOMICILE MOTO à partir 2000ariary🛵🛵🛵🛵
Bonne journée jiaby,mirary fety sambatra ho anareo 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

-Pour les cheese-lovers❤‍🔥, Nous vous offrons l'opportunité de vous régaler avec notre Pizza 4 Fromages qui vous fera fo...
21/06/2022

-Pour les cheese-lovers❤‍🔥, Nous vous offrons l'opportunité de vous régaler avec notre Pizza 4 Fromages qui vous fera fondre sur place.. Seulement à 15.000 Ariary ...
Alors qu'attendez-vous?🍕🍕🍕🍕🍕🍕🍕🤤🫠

-Ho anareo mpankafy Fromazy,❤‍🔥 Izahay dia manome fahafahana anareo amin'ity Pizza 4 fromages ity ary azo antoka fa ho babo tanteraka ianareo... Izany anefa dia aminy vidiny 15.000 Ariary monja...🍕🍕🍕❤‍🔥

Vita ary iny ny fisarihana ka arabaina daholo ianareo izay voasarika... Miisa 5 ianareo ka toy izao ny filaharana1- Kial...
27/05/2022

Vita ary iny ny fisarihana ka arabaina daholo ianareo izay voasarika...
Miisa 5 ianareo ka toy izao ny filaharana
1- Kiala Ratsy : Hamburger + Frittes + Jus de citron
2- Ny Antsa Rinah : Hamburger + Jus de citron
3- Fenosoa Prisca : Tacos + Jus de citron
4- Lova Soa : Fajitas + Jus de citron
5- Ravakh Niaina : Fajitas

Koa dia arabaina ianareo tsara vintana, rahampitso ny fotoana angalanareo azy ka andefasanay mp tsirairay ianareo mba handaminana izany

Ho an'ireo tsy nahazo kosa dia aza kivy fa ho avy tsy ho ela ny manaraka ka aza miala aminy pejy ary ☺️☺️☺️

Ialana tsiny noho ny tsy fahatomombanan'ilay en direct fa somary ratsy ilay réseau ☺️
Bonne nuit daholo...

Miarahaba antsika rehetra indray oh ❤️Nifarana iny ny lalaontsika, kanefa izahay dia tsy mitsahatra manome fahafahampo h...
27/05/2022

Miarahaba antsika rehetra indray oh ❤️
Nifarana iny ny lalaontsika, kanefa izahay dia tsy mitsahatra manome fahafahampo ho anareo hatrany amin'ireto sakafo atolotray anareo ireto 🍕🌮🍔🦐
- Tacos 🌮fromage , légume sautée,viande aux choix, sauce spéciale (sans frittes et sans mayonnaise)
- Pizza 26 cm diamètre🍕
- Hamburger + pomme fritte 🍟🍔
- Fajitas 🌯🧆
Eo ihany koa ny vokatra vaovao hanomezana fahafahampo anareo hatrany ka ireto avy izany (Commande 1j avant)
- Double pistolet mariné au vin rouge 🍗
- Double pistolet panné🍗
- Crevettes pannés 🦐
(Accompagnements : Riz blanc ou pommes frittes)🍚🍟
Ny vidiny dia tsy miova hatrany fa manomboka aminy 8.000 ariary hatrany
Koa aza misalasala aza mandefa hafatra miafina na miantso ny laharana 034 69 520 49 - 034 86 215 12 - 032 62 051 23 raha toa ka hicommande

Aza adino ihany koa fa ny fisarihina ny lalao fetes des meres nataontsika dia ho arahinareo mivantana eto aminy pejy aminy 8 ora alina ka araho tsy tapaka ny pejy, ary aza adino ny manasa ny namana hi-j'aime ny pejy 🥰❤️🙏

Miarahaba antsika rehetra Tompoko 🥳ity ary ilay lalao 🤗Lalao fêtes des Mères izy ity (ahazoana sakafo gratuit ato aminay...
22/05/2022

Miarahaba antsika rehetra Tompoko 🥳ity ary ilay lalao 🤗
Lalao fêtes des Mères izy ity (ahazoana sakafo gratuit ato aminay 😋 ) manomboka androany ka hatramin'ny zoma 27 May 2022 amin'ny 12 ora atoandro ny fandraisanareo anjara 😍
Olona dimy (5) be izao no hosarihana 🥳
Ireto avy ny sakafo ho azon'ireo voasarika :
1)hamburger🍔+frittes+ Jus de citron 🍟
2)hamburger + Jus de citron🍔
3)tacos🌮+ jus de citron 🍟
4)Fajitas + Jus de citron 🌮
5)fajitas🌮
Tsotra dia tsotra nefa ny fandraisana anjara amin'izany , ireto avy ny fepetra arahana raha toa ka te ahazo
1) J'aimeo njy pejy El Delicioso pejy iEl Deliciosolicioso.0702/ 🥰
2👉Mentionneo ny namanao dimy (5) arahana commentaire hoe "Tiako i Neny ka tolorako sakafo matsiro" 🥰
3👉Partageo eo amin'ny mur anao ( public)
Ny fisarihana dia ho arahina en direct eto amin'ny pejy ny Zoma 27 May 2022 amin'ny valo (8) ora alina ❤️
Ny loka ho an'ireo voasarika dia afaka recuperena ny Sabotsy 28 May 2022 eo Andravoahangy manomboka aminy 10 ora hatramin'ny 12 ora maraina ❤️🥰
Bonne chance daholo ! 😍❤️

"Jeu fête des mères à venir bientôt sur la page 😍" Araho tsy tapaka ny pejy  🔥
22/05/2022

"Jeu fête des mères à venir bientôt sur la page 😍"
Araho tsy tapaka ny pejy 🔥

Pour les amoureux de fruits de mer 🤤🦑🦀🦐🦞Nous avons une bonne nouvelle pour vous 🤤🍕👉👉Pizza au fruits de mer GM (26cm)  à ...
20/05/2022

Pour les amoureux de fruits de mer 🤤🦑🦀🦐🦞
Nous avons une bonne nouvelle pour vous 🤤🍕
👉👉Pizza au fruits de mer GM (26cm) à seulement 19.000Ariary🍕🍕🤤🤤
👉👉Pizza au crevettes ou calmar GM à 18.000Ariary🍕🦑🦐
N'hésitez pas à nous contacter en message privé (mp ) ou aux numéros 034 86 215 12/032 62 051 23/034 69 520 49 📞📲📲
Merci à vous! 🍕🍕

Miarahaba antsika rehetra !! Mankasitraka anareo rehetra izay efa nanjifa ❣️ ary raha toa ka vao hanjifa dia toy izao ny...
19/05/2022

Miarahaba antsika rehetra !!
Mankasitraka anareo rehetra izay efa nanjifa ❣️ ary raha toa ka vao hanjifa dia toy izao ny carte Menu anay 📜📜📜
Marihina fa raha toa ka mividy karazan-tsakafo telo (3) ianareo dia mahazo fihenam-bidy 15% ary raha toa ka dimy (5) kosa dia mahazo tacos iray (1) au choix 😊🤗
Aza misalasala ary miantso ny laharana 034 86 215 12 na 034 69 520 49 na 032 62 051 23 📞📲📲 na mandefa hafatra miafina amin'ny pejy
Livraison à domicile 🛵🛵à partir de 2.000Ariary
N.B: Mbola tsy misy point de vente izahay fa en ligne aloha hatreto 🙏
Mankasitraka Antsika rehetra 🤗

Pizza jambon fromage 🍕🍕🍕🍕🍕🍕🍕🍕🍕🍕🍕🍕🍕🍕🍕🍕🍕🥰😍Seulement 15.000Ariary
15/05/2022

Pizza jambon fromage 🍕🍕🍕🍕🍕🍕🍕🍕🍕🍕🍕🍕🍕🍕🍕🍕🍕🥰😍
Seulement 15.000Ariary

Address

Restaurant En Ligne
Antananarivo
102

Telephone

+261346952049

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when El Delicioso posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share