23/06/2023
🇲🇬🇲🇬 Ho fankalazana ny Asaramanitra 2023
Ny Restaurant SNACK RAVINALA dia mampafantatra antsika rehetra fa misokatra ny Alahady 25 Jona 2023.
🇲🇬🇲🇬Misaotra tompoko🇲🇬🇲🇬