FyKaliana

FyKaliana Livraison de vos repas préférés.

🍱Sakafo atoandro indray ary oh!!!! 🍱👉Iray andro mialoha no manao ny commande💖☑️5 000ar dia voky tsara ianao!☑️💖💖🛵Livrais...
30/01/2022

🍱Sakafo atoandro indray ary oh!!!! 🍱
👉Iray andro mialoha no manao ny commande
💖☑️5 000ar dia voky tsara ianao!☑️💖💖
🛵Livraison 11h - 13h🚗
🥦Akora BIO hatrany no ampiasanay amin'ny nahandro mafilotra! 🍄
📱Mp na 034 74 686 08 ary ohhh💖💖💖🎀

🎀Joyeux Noël 🎀Mirary fety sambatra antsika rehetra oh !!!!Mankasitraka hatrany oh!!!!
25/12/2021

🎀Joyeux Noël 🎀
Mirary fety sambatra antsika rehetra oh !!!!
Mankasitraka hatrany oh!!!!

🙏Miarahaba antsika oh!! 🙏"sakafo matsiro sy ara-pasalamana" 👉Indro ny fandaharan'ny sakafontsika @ herinandro ny 13-12-2...
11/12/2021

🙏Miarahaba antsika oh!! 🙏
"sakafo matsiro sy ara-pasalamana"
👉Indro ny fandaharan'ny sakafontsika @ herinandro ny 13-12-21 ary oh! 👈
🍱 Alefaso hafatra miafina na miantso avy hatrany ny laharana 📳0347468608📳
☑️ Commande: j-1
☑️Livraison: 11h à 13h🕚-🕐
🙏Mankasitraka antsika hatrany oh🙏

🎄Pour Noël, Réalisez le rêve de vos enfants☃️☃️Offrez-vous un Noël spécial avec votre famille ☃️👉Invitez le meilleur des...
07/12/2021

🎄Pour Noël, Réalisez le rêve de vos enfants☃️
☃️Offrez-vous un Noël spécial avec votre famille ☃️
👉Invitez le meilleur des PÈRE-NOËL chez VOUS avec des merveilleux CADEAUX🎁🎀🍬🎢🍡🍫👈
Contactez-nous dès maintenant en appelant directement le 📳0347468608📳 ou écrivez-nous en message privé ❄️avant le 20 décembre 2021❄️

🙏 MIRAHABA OH🙏👉Menu pour la semaine du 06-12-21👈☑️Vous commandez et nous livrons ☑️0347468608 / 0331893866🍱🎀Mazoto homan...
04/12/2021

🙏 MIRAHABA OH🙏
👉Menu pour la semaine du 06-12-21👈
☑️Vous commandez et nous livrons ☑️
0347468608 / 0331893866
🍱🎀Mazoto homana ary oh🎀🍱

🎄🎀Noël en fête 🎀🎄👉Promotion 🎄BÛCHE de NOËL 🎄🍫☃️👈🎁CADEAU SURPRISE 🎁 pour les 20 premières commandes🎉A partir de 15 000 Ar...
04/12/2021

🎄🎀Noël en fête 🎀🎄

👉Promotion 🎄BÛCHE de NOËL 🎄🍫☃️👈
🎁CADEAU SURPRISE 🎁 pour les 20 premières commandes🎉
A partir de 15 000 Ar 🍫🍓🍎🍍🍊
Commandez dès maintenant

Contact:📳 0347468608 📳

Hello!!!🔆🔆Commandez jusqu'à 17h vos plats pour demain "VENDREDI" 🔆🔆 ✔️Merlan sauce🍱🍱✔️Lelan'omby sy kabaro🍱🍱👉Commandez e...
02/12/2021

Hello!!!
🔆🔆Commandez jusqu'à 17h vos plats pour demain "VENDREDI" 🔆🔆
✔️Merlan sauce🍱🍱
✔️Lelan'omby sy kabaro🍱🍱
👉Commandez et nous livrons 👈
📳0347468608 / 0331893866 📳
🍱3 000 Ar / Plat ! Frais de livraison inclus😍

🍝🍗🍗🍗🍗🍗🍳🍳🍳Volana vaovao mira Tolotra vaovao be afaka jifaina manomboka rahampitso atolotry FyKaliana ho anareo 😍😛,       ...
01/12/2021

🍝🍗🍗🍗🍗🍗🍳🍳🍳
Volana vaovao mira Tolotra vaovao be afaka jifaina manomboka rahampitso atolotry FyKaliana ho anareo 😍😛, 🤗Crudité Miammmm.😎
Afaka manao commande hatrany @ laharana tsy miova eo ambany na mandefa hafatra miafina🙏.
Ho an'ny rahampitso 02 Décembre kosa dia Atikena sauce👍😛 sy Poulet au champignon 🍄ny sakafo atoandro amin'ny vidiny tsy miova, 3000ar.
FRAIS DE LIVRAISON INCLUS
🙏 Mankasitraka anao manaraka anay🙏.

🙏Miarahaba antsika rehetra 🙏 Herinandro vaovao be, laoka vaovao ihany koa😄🍗🍝Afaka miantso avy hatrany na mandefa hafatra...
29/11/2021

🙏Miarahaba antsika rehetra 🙏
Herinandro vaovao be, laoka vaovao ihany koa😄🍗🍝
Afaka miantso avy hatrany na mandefa hafatra miafina raha hi-commane ianao👊.

🙏Mirahaba oh🙏👉MENU hoan'ny herinandro vaovao indray ary no atolotray anareo👈              " VARY sy LAOKA"✔️Ara_pasalama...
27/11/2021

🙏Mirahaba oh🙏
👉MENU hoan'ny herinandro vaovao indray ary no atolotray anareo👈
" VARY sy LAOKA"
✔️Ara_pasalamana, Matsiro
✔️Maimaimpoana ny sarany fanaterana ny sakafo
✔️🔆3 000Ariary monja🔆👈🍱
✔️🕙Livraison: 11h - 12h30 🕧
✔️Laharana hoan'ny "commande" 📳0347468608📳 na 📳0331893866 📳
Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra 😄😍

Miarahaba antsika rehetra indray ohhh 😍.Mamaraparana ny herinandro ary isika ka ho an'ny rahampitso zoma dia Thon sauce ...
25/11/2021

Miarahaba antsika rehetra indray ohhh 😍.
Mamaraparana ny herinandro ary isika ka ho an'ny rahampitso zoma dia Thon sauce ary Anamadinika sy Henakisoa ny laokantsika🍝🍗😍.
Anterina ihany fa livraison no ataonay ka 3000Ar ny sakafo ato aminay ary frais de livraison inclus 😄.
Ezahina hatrany ny hanomezana fahafahampo anareo, sakafo madio sy matsiro hatrany no atolotra anareo.

Miarahaba antsika rehetra. 😄Manomboka Herinandro vaovao isika rahampitso dia sakafo vaovao be koa no atolotray anareo, i...
21/11/2021

Miarahaba antsika rehetra. 😄
Manomboka Herinandro vaovao isika rahampitso dia sakafo vaovao be koa no atolotray anareo, izay hitantsika eo amin'ny sary eo ambany. Manao livraison izahy mazava hoazy moa. Jifaina amin'ny vidiny 3000Ar ny sakafo, frais de livraison inclus.😍
Voaray ny kaomandinao raha miantso ny numéro na mandefa hafatra miafina ianao.
Mankasitraka indrindra tompoko.

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261347468608

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FyKaliana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to FyKaliana:

Share

Category