PHO RESTO

PHO RESTO Restaurant, spécialité soupe PHO: soupe vietnamienne à base de zébu, et d'autres plats (nem, steak

Plat Rapide anio Alarobia indray.✅ Saucisse sy anandrano✅ Poulet au champignon noir033 51 910 99 / 034 99 910 99 / 032 1...
20/05/2026

Plat Rapide anio Alarobia indray.
✅ Saucisse sy anandrano
✅ Poulet au champignon noir
033 51 910 99 / 034 99 910 99 / 032 11 910 99
📍 Ampasamadinika - Bel'Air - Ankorondrano - Ivato

Efa kely sisa dia tonga ilay fotoana Tarika Manan'Ara 🎸🎼misy invités miaraka amzalahy ireto, fantatrao ve?🎤Efa eny amin'...
19/05/2026

Efa kely sisa dia tonga ilay fotoana Tarika Manan'Ara 🎸🎼
misy invités miaraka amzalahy ireto, fantatrao ve?🎤

Efa eny amin'ny PHO RESTO rehetra ny billet afaka jifaina.
033 51 910 99 / 034 99 910 99 / 032 11 910 99
📍 Ampasamadinika - Bel'Air - Ankorondrano - Ivato

Amin'izao fetin'ny Pentecôte izao dia faly indray izahay eto amin'ny PHO RESTO hiaraka aminareo satria dia fotoana iray ...
19/05/2026

Amin'izao fetin'ny Pentecôte izao dia faly indray izahay eto amin'ny PHO RESTO hiaraka aminareo satria dia fotoana iray feno hafaliana, tsiro, fifankatiavana, fahatsiarovana tsara🥰

Avelao izahay hikarakara ny sy ny latabatra, fa ianareo kosa hankafy ny sakafo sy ny toerana ary indrindra ny fotoana sy ny fifampizaràna miaraka amin’ny fianakaviana sy namana🥂🍽️

Satria fety ny andro dia mila manao réservation isika dia mahazo Jus star PM tsirairay maimaimpoana, izany hoe: ra olona 2 ianareo no manao reservation dia mahazo jus star PM 2 isa, raha olona 10 ianareo no manao reservation dia mahazo jus star PM 10 isa😍

Fandrio dieny izao ny table ary fa sabotsy 23 Mai amin'ny 12h ora atoandro no farany📱

033 51 910 99 / 034 99 910 99 / 032 11 910 99
📍 Ampasamadinika - Bel'Air - Ankorondrano - Ivato

Iza ny olona fantatrao eto?1- Salon Privé: revirevy miaraka amin'ny  🍷2- Réservation table mihinana soupe  🍜PHO RESTO   ...
19/05/2026

Iza ny olona fantatrao eto?
1- Salon Privé: revirevy miaraka amin'ny 🍷
2- Réservation table mihinana soupe 🍜
PHO RESTO

Tohizantsika foana ny fiarahana ary amin'ity andro Talata ity ary e. Tsy miova ny fomba fiasa, alefaso maraina ny comman...
19/05/2026

Tohizantsika foana ny fiarahana ary amin'ity andro Talata ity ary e.
Tsy miova ny fomba fiasa, alefaso maraina ny commande raha tsy afaka manantona dia ho livrena indray🛵
✅ Wock de zébu au brocolis
✅ Akoho sy petit pois
033 51 910 99 / 034 99 910 99 / 032 11 910 99
📍 Ampasamadinika - Bel'Air - Ankorondrano - Ivato

Maro be isika no mandefa MP manao commande livraison, mety somary misy miandry kely ny sasany noho ny fahabetsahantsika ...
18/05/2026

Maro be isika no mandefa MP manao commande livraison, mety somary misy miandry kely ny sasany noho ny fahabetsahantsika tatoato, fa hiezaka hamaly haingakaingana izahay sady hanenjika livraison amin'y ora mety aminareo ihany koa. Mankasitraka😍🙏
033 51 910 99 / 034 99 910 99 / 032 11 910 99
📍 Ampasamadinika - Bel'Air - Ankorondrano - Ivato
PHO RESTO

Quel bonheur de voir de nouveaux clients pleinement satisfaits par la qualité, la saveur et l’authenticité de nos plats ...
18/05/2026

Quel bonheur de voir de nouveaux clients pleinement satisfaits par la qualité, la saveur et l’authenticité de nos plats 🥰

🙏 Merci sincèrement pour votre confiance. Chaque jour, nous mettons tout notre cœur, notre passion et notre savoir-faire pour préserver cette qualité et vous offrir toujours le meilleur.
PHO RESTO

18/05/2026

Tafatafa niarahana tamin'ny Tarika Manan'Ara milay zalahy e🎸, andao henoina kely aloha fa hanome zavatra tsara zalahy eny amin'ny PHO RESTO ny zoma 22 Mai ho avy izao.
Efa azonao jifaina eny amin'ny Phô Resto rehetra ny billet
033 51 910 99 / 034 99 910 99 / 032 11 910 99
📍 Ampasamadinika - Bel'Air - Ankorondrano - Ivato

Félicitations à notre premier gagnant : Dimby Hasina Randria 👏🔥🎁 Il remporte le premier bon d’achat de 100 000 Ar chez P...
18/05/2026

Félicitations à notre premier gagnant : Dimby Hasina Randria 👏🔥
🎁 Il remporte le premier bon d’achat de 100 000 Ar chez PHO RESTO🥳

🎉 Le jeu continue… alors pourquoi pas vous ? 👀

Avec Airtel Money x CANAL+, profitez de Tout Canal+ & SuperSport pendant 30 jours en ajoutant seulement 10 000 Ar à votre bouquet actuel 🔥

👀 Et ce n’est pas fini :
3 bons d’achat de 100 000 Ar chez PHO RESTO sont encore à gagner 🎁
👉 Envoyez la référence de votre paiement en MP ou tentez votre chance sur la page de valisoa.regardelemonde en cliquant le lien en commentaire

📲 Composez *436*8003*2 # ou rendez-vous sur MyAirtel App pour profiter de l’offre.

Herin'andro vaovao, alatsinainy vaovao. PHO RESTO🙂Ireto indray ary ny   antsika androany✅ Ro mazava✅ Poulet au coco033 5...
18/05/2026

Herin'andro vaovao, alatsinainy vaovao. PHO RESTO🙂
Ireto indray ary ny antsika androany
✅ Ro mazava
✅ Poulet au coco
033 51 910 99 / 034 99 910 99 / 032 11 910 99
📍 Ampasamadinika - Bel'Air - Ankorondrano - Ivato

 : teny 2 tsy afaka misaraka satria, tsy maintsy misy ny mpanakanto dia tsy maintsy eo ihany koa ny mpankafy😍🔥PHO RESTO ...
17/05/2026

: teny 2 tsy afaka misaraka satria, tsy maintsy misy ny mpanakanto dia tsy maintsy eo ihany koa ny mpankafy😍🔥

PHO RESTO : fitambaran'ny tia sy tia 😍💯

Dia manome ambiance tsara be rehefa tafaraka🔥💯. Andao samy hijery ny sariny nandritra ny de 2ème ÉDITION ary e! alatsao anaty commentaire ra manana sary ko ianao🙌

Address

Pho LOUNGE Ivato, Pho LOUNGE Ampasamadinika, Pho RESTO Akorondrano, Pho RESTO Bel'Air, Pho RESTO Bypass, Pho RESTO Ampasamadinika, Pho RESTO Ivato
Antananarivo

Telephone

+261349991099

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PHO RESTO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to PHO RESTO:

Share

Category