SISTA Service de nourriture sur place et à emporter

Mbola mitohy hatrany ny promotion antsika ato SISTA indrindra amin'izao ankatoky ny fety ny Pentecôte izao:01 Cuisse de ...
17/05/2024

Mbola mitohy hatrany ny promotion antsika ato SISTA indrindra amin'izao ankatoky ny fety ny Pentecôte izao:

01 Cuisse de poulet avec accompagnement + 01 Pizza 24cm seulement à 20 000 Ar 😍

Misy hatrany ihany koa ny pizza izay @ vidiny 10 000ar monja amin'ilay matsiro tsara🍕🍕

Miandry anao ary izahay, fa ny fety vita, ary ny kibo ho voky😅

Commande sur Mp ou 034 40 352 85
SISTA

Mbolatsara daolo ô!!Efa manakaiky indray ity ny weekend, fotoana iarahana @ famille sy ny namana, ary fotoana iarahana m...
18/04/2024

Mbolatsara daolo ô!!

Efa manakaiky indray ity ny weekend, fotoana iarahana @ famille sy ny namana, ary fotoana iarahana misakafo ihany koa😁

Koa aza misalasala mandefa ny commande ato aminay fa aterinay any amin'izay misy anareo ny sakafo.😊

Aza adino ihany koa fa 10 000 Ar anie dia efa mahazo pizza matsiro be ato aminay e🍕🍕

Ataovy haingana ary ny commande-nao fa miandry anao izahay🥰

SISTA 034 40 352 85 ou MP

Alatsinainy sahady ny andro😁Aza kivy fa mboa eto foana SISTA raha kamokamo hivoaka ianao amity andro malomaloka ity.Mbol...
15/04/2024

Alatsinainy sahady ny andro😁

Aza kivy fa mboa eto foana SISTA raha kamokamo hivoaka ianao amity andro malomaloka ity.

Mbola mitohy hatrany ny offre pack 20 000Ar ato amitsika, fa eo ihany koa ny pizza izay efa nahafantaranareo anay hatramin'izay @ vidiny 10 000Ar monja nefa sady matsiro no mora🍕🍕

Koa alefaso dieny izao ary ny commande-nao fa aterinay any amin'izay misy anao.

SISTA 034 40 352 85 ou MP

Bonne semaine daholo ary miaraka SISTA o🥰🥰

Ity ary ilay nandrasanao🥰Ho atambatsika iray ireo plats roa be mpisafidy ato SISTA ho fanomezana fahafaham-po anareo mpa...
11/04/2024

Ity ary ilay nandrasanao🥰

Ho atambatsika iray ireo plats roa be mpisafidy ato SISTA ho fanomezana fahafaham-po anareo mpankafy.

Tolotra promo weekend: 01 cuisse de poulet avec accompagnement au choix + 01 pizza au choix amin'ny vidiny 20 000 Ar fotsiny🥰😍

Koa alefaso dieny izao ary ny commandenao ao @ MP na hiantso mivantana ny 034 40 352 85

Livraison: à partir ny 3 000ar


Mbolatsara e😊Araka ny efa nampahafantarina antsika dia hiverina ny SISTAKoa  ho fanombohantsika izany, dia hanomana vent...
09/04/2024

Mbolatsara e😊

Araka ny efa nampahafantarina antsika dia hiverina ny SISTA
Koa ho fanombohantsika izany, dia hanomana vente promo izahay amin'ity semaine ity ka ianareo mpanaraka sy mpankafy no asainay hisafidy amin'ireto karazana sakafo efatra ireto.

Asainay ary ianareo hametraka ao @ commentaire izay sakafo iray safidinao.

Izay be mpisafidy indrindra h@ rahampitso Alarobia no ho ataontsika promotion @ weekend izao.

Mandray commande hatrany ihany koa izahay ho anareo izay te hamerina hankafy ny tsiron-tsakafo nahafantaranareo ny SISTA. hatramin'izay.

NDAO ARY E!!

Mbolatsara o!!Elaela izahay tsy tazana teto fa nanomana zavtra tsara be ho anareo mpanaraka 🥰Koa aza miala lavitra ary f...
04/04/2024

Mbolatsara o!!

Elaela izahay tsy tazana teto fa nanomana zavtra tsara be ho anareo mpanaraka 🥰
Koa aza miala lavitra ary fa hiverina tsy ho ela SISTA hanome ny tsara tahaka ny efa nahafantaranareo anay hatrizay


VENDREDI JOLIE 😊Mbola mitohy hatrany ny tolotra SPECIAL LIVRAISON ato  an,Alefaso ary commandenao amin'ny 0344035285 na ...
23/02/2024

VENDREDI JOLIE 😊

Mbola mitohy hatrany ny tolotra SPECIAL LIVRAISON ato an,

Alefaso ary commandenao amin'ny 0344035285 na ao amin'ny MP🥰

AVIS A NOTRE AIMABLE CLIENTELE!!!😊Nous vous informons que le restaurant sera fermé temporairement.Mais pour mieux vous s...
01/02/2024

AVIS A NOTRE AIMABLE CLIENTELE!!!😊

Nous vous informons que le restaurant sera fermé temporairement.

Mais pour mieux vous satisfaire, nous assurerons vos commandes uniquement en ligne pour livraison directe jusqu'à chez vous.🥰 🚴

Alors n'hésitez pas à passer vos commandes dès maintenant sur MP ou par tél. au 034 40 352 85🍿🍕🍴

SISTA

Bonne Semaine miaraka amin'ny SISTA  😊😊😊SISTA : 0344035285
22/01/2024

Bonne Semaine miaraka amin'ny SISTA 😊😊😊

SISTA : 0344035285

  😘😘😘Efa misokatra izahay ho antsika rehetra mitady toerana hifampiarabana nahatratra ny taona vaovao an. 😊👍SISTA: Isora...
04/01/2024

😘😘😘

Efa misokatra izahay ho antsika rehetra mitady toerana hifampiarabana nahatratra ny taona vaovao an. 😊👍

SISTA: Isoraka ambanin'ny FJKM Isotry Fitiavana, 0344035285

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2024.SISTA 0344035285
01/01/2024

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2024.
SISTA 0344035285

Mbolatsara daholo e🥰🥰Hamaranantsika ity taona 2023 ity sy ho fanomezana fahafaham-po ho anareo mpanjifa dia misokatra iz...
27/12/2023

Mbolatsara daholo e🥰🥰

Hamaranantsika ity taona 2023 ity sy ho fanomezana fahafaham-po ho anareo mpanjifa dia misokatra izahay ny Alahady 31 Desambra 2023 @ 10h ora maraina h@ 18h hariva.

Hisy service de livraison spéciale fin d'année ihany koa ho anareo izay tsy afaka makaty an-toerana.☺️

Koa alamino dieny izao ary ny programme ary alefaso mialoha ny commande-nao ao @ Mp na miantso avy hatrany. 🍕🍟

*****AZA ADINO, mitohy hatramin'ny 31 Decembre ihany koa ny OFFRE FETY an 😋😊

SISTA Isoraka ambanin'ny FJKM Isotry Fitiavana, 034 40 352 85

Address

Service En Ligne
Antananarivo
101

Telephone

+261344035285

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SISTA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share