Maxi Pizza Bypass

Maxi Pizza Bypass Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Maxi Pizza Bypass, Fast food restaurant, Bypass vers RN7, Antananarivo.
(1)

Telo taona sahady izay , aza hadino fa izahay dia mbola eto foana hatrany hanome fahafaham-po ho an-tsika rehetra รช !
27/01/2026

Telo taona sahady izay , aza hadino fa izahay dia mbola eto foana hatrany hanome fahafaham-po ho an-tsika rehetra รช !

" ๐—ง๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฒ๐—บ๐—ผ ๐˜€๐—ฎ๐—ผ ๐—บ๐—ถ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ " Io no tena nahasarotiny anareo mpanjifa nandritra izay taona vitsivitsy niarahana izay .Hanome ny...
17/12/2025

" ๐—ง๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฒ๐—บ๐—ผ ๐˜€๐—ฎ๐—ผ ๐—บ๐—ถ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ "
Io no tena nahasarotiny anareo mpanjifa nandritra izay taona vitsivitsy niarahana izay .

Hanome ny lafatra indrindra ary vao maika aza hanatsara hatrany , izay rehetra nanjifa moa dia afa-po avokoa.

Izahay ekipa rehetra eto amin'ny Maxi Pizza Bypass dia efa vonona ny hanome ny tsara indrindra ho anao sy ny ankohonanao ary ny tapaka sy namana rehetra amin'izao faraparan'ny taona โทโ“ฟโทโบ izao.

Dia efa mirary sahady koa Krismasy ๐ŸŒฒ๐ŸŽ… sambatra sy taom-baovao hieren-doza hoan-tsika rehetra รช !!

Dia ety indray izany no fotoanan-tsika rehetra รด !!

Mety efa tamin'ny 20 taona lasa e!?Tadidinareo ve ilay tsiro tamin'ny nihinana pizza voalohany...? Tamin'i nentin'i Neny...
24/05/2025

Mety efa tamin'ny 20 taona lasa e!?
Tadidinareo ve ilay tsiro tamin'ny nihinana pizza voalohany...? Tamin'i nentin'i Neny hoe 'ndao hihinana an'izany... voalohany

Najanonay ato anatin'ireto Pizza ireto ireo tsara rehetra... mety efa ela tsy hitanareo intsony fa averinay indray ๐Ÿ˜๐Ÿฅฐ

Misokatra ny point de vente ho an'ny feti''ny Reny tontolo andro

Miarahaba sahady ny Reny rehetra nahatratra ny Fetin'ny Reny.

Tianay nareo ๐Ÿฅณโ™ฅ๏ธ dia omenay pizza ๐Ÿ˜›

Iza ary raha fantatrareo : Mitondra hafanana amin ny andro mangatsiaka (soupe maxi,pizza auchoix), mampangatsiatsiaka am...
15/05/2025

Iza ary raha fantatrareo : Mitondra hafanana amin ny andro mangatsiaka (soupe maxi,pizza auchoix), mampangatsiatsiaka amin ny andro mafana (jus naturel,glaces,boisson isan karazany), mitondra hery raha valabalaka,manome hafaliana hoan ny rehetra valiny : Maxi Pizza bypass .

Mangatsiaka ny andro e? ๐Ÿ˜๐Ÿฅฐ
06/05/2025

Mangatsiaka ny andro e? ๐Ÿ˜๐Ÿฅฐ

Aza hadino fa efa vonona tanteraka ireo sakafo sy vokatra isan karazany izay ho hitanao ety amin ny MAXI PIZZA Bypass am...
19/04/2025

Aza hadino fa efa vonona tanteraka ireo sakafo sy vokatra isan karazany izay ho hitanao ety amin ny MAXI PIZZA Bypass amin izao fetin ny Paka sy vacances izao
Koa faingana ary ianao sao tara fa efa teo daholo ny olona no naka an !!
Ety indray izany no fotoana ny paka sy Lundi de paka รช !
Tsy hanelingelina ny fifamohivoizana isika satria malalaka tsara ny parking

29/03/2025

ESCALOPE DE POULET PANNร‰ MAXI PIZZA NO FOTOANA AFAPO IZAY EFA NANANDRANA REHETRA ,TANDREMO ARY IANAO SAO TARA , miam

13/02/2025

แฏแ—ฉแ’ชEแ‘ŽTIแ‘ŽEแ”• แ—ชแ—ฉY | ๏ผ’๏ผ๏ผ’๏ผ•
๐Ÿ•|๐Ÿ”|๐Ÿฅช|๐ŸŸ|๐Ÿœ|๐Ÿ—|๐Ÿ|๐Ÿน|๐Ÿฆ

14 fevrier tonga indray ity ny fetin'ny mpifankatia rehetra , ny fotoana tsy miova fa tonga dia ety Bypass MAXI PIZZA ihany , ampitan'ny habibo group,
Ento ny olontianao fa ho afapo tokoa ianareo, omeo ny tsara indrindra izy dia ny vokatra MAXI PIZZA , azo antoka fa tsara sady mirary :
PIZZA/JUS NATUREL/GLACES/SANDWICH /POMME FRITES/BURGER / SOUPE/ASSIETTE NEM/MINE SAO/ASSIETTE POMME FRITE/ESCALOPE de Poulet Panรฉe/CORDON BLEU/BOISSON ISAN KARAZANY/ SNS SNS ...

Ety izany no fotoana รช !

Fast food restaurant

31/12/2024

MIARAHABA ANTSIKA REHETRA NAHATRATRA NY FARANY NY EKIPA REHETRA ATO AMIN NY MAXI PIZZA BY PASS , NISY NY FIFAMPIZARANA FANOMEZANA KELY HOAN NY MPIARAMIASA TAMIN IZAO TONON TAONA IZAO , EFA VONONA TANTERAKA KOSA NY REHETRA HANDRAY SY HAMPIFALY ANAREO AMIN IZAO FARAN NY TAONA SY TAONA VAOVAO IZAO.

Fast food restaurant

Misokatra foana ho anao ny toeram pivarotana Maxi Pizza Bypass mandritry izao fetin'ny Krismasy sy ny faran'ny taona 202...
24/12/2024

Misokatra foana ho anao ny toeram pivarotana Maxi Pizza Bypass mandritry izao fetin'ny Krismasy sy ny faran'ny taona 2024 izao ary koa ny taom-baovao 2025 .

Tongava maro hiaraka hifety aminay. Efa vonona tanteraka ny ekipa rehetra hanolotra ho antsika ny tsara indrindra , Dia mirary sahady krismasy sambatra sy taona vaovao ho heniky ny soa sy ny mamy ho antsika rehetra !!

SAO_POMME FRITE_CORDON BLEU_ASSIETTE DE NEM_JUS NATUREL_GLACE _BOISSON ISAN KARAZANY......

๐ŸŽ๐Ÿ’ฅBAC EN POCHE๐Ÿ’ฅ๐ŸŽ‰Avoaka aloha ny vola sasany ao am-paosy sao tsy omby ilay "bac" vao azo ๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜ Dia entina ety aminay , hivi...
23/08/2024

๐ŸŽ๐Ÿ’ฅBAC EN POCHE๐Ÿ’ฅ๐ŸŽ‰
Avoaka aloha ny vola sasany ao am-paosy sao tsy omby ilay "bac" vao azo ๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜ Dia entina ety aminay , hividianana pizza kibo voky bac en pรดche .

Address

Bypass Vers RN7
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 10:00 - 21:00
Tuesday 10:00 - 21:00
Wednesday 10:00 - 21:00
Thursday 10:00 - 21:00
Friday 10:00 - 21:00
Saturday 10:00 - 21:00
Sunday 14:00 - 21:00

Telephone

+261349432495

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maxi Pizza Bypass posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share