28/01/2023
Restaurant " Le rendez-vous", akaikin'ny Gastro Pizza Mahamasina ( ambadiky ny stage) dia misokatra ny talata hatramin'ny alahady, manomboka ny 9 Ora maraina hatramin'ny 8 ora alina. 🤩
Misy ny sakafo gasy, spécialités européennes sy asiatiques ary ny "fast food" izay mafilotra avokoa 🍝🥘🍔🍕
Toerana: Mahamasina, akaikin'ny Gastro Pizza, ao ambadiky ny stade
📍Contact : 034 38 587 57/ 032 59 765 36