HamySoa

HamySoa Cuisine Chinoise, Européenne et Malagasy
Service Traiteur

📢📢Goûter oohhhh📢📢🍔🍔Hamburger 4.000Ar Sambos 5 pour 5.000Ar
17/09/2020

📢📢Goûter oohhhh📢📢
🍔🍔Hamburger 4.000Ar
Sambos 5 pour 5.000Ar

Nikatona andro vitsivitsy ny HamySoa noho ny fahoriana nisy teo amin'ny fianakaviana.  Efa vonona ny handray anareo izah...
28/08/2020

Nikatona andro vitsivitsy ny HamySoa noho ny fahoriana nisy teo amin'ny fianakaviana.
Efa vonona ny handray anareo izahay manomboka androany dia ireo ary aloha ny sakafo gasy anio.
Misaotra tompoko.

Salama daholo ohh Izahay dia misokatra anio koa tongava maro ehhh
15/08/2020

Salama daholo ohh
Izahay dia misokatra anio koa tongava maro ehhh

Ny HamySoa dia misokatra hatramin'ny 17h 😊😋
11/08/2020

Ny HamySoa dia misokatra hatramin'ny 17h 😊😋

Sakafo anio 07 Aogositra Tonga dia amin'ilay tena maha  gasy tsara izany ravitoto izany anh ampiarahana amin'ilay hena m...
07/08/2020

Sakafo anio 07 Aogositra
Tonga dia amin'ilay tena maha gasy tsara izany ravitoto izany anh ampiarahana amin'ilay hena matavy tsara iny 😋😋😋👌👌👌

Plats du jour ce 05 Août 2020
05/08/2020

Plats du jour ce 05 Août 2020

Ireto indray ary aloha ny sakafo gasy androany
04/08/2020

Ireto indray ary aloha ny sakafo gasy androany

🤗 Faly miarahaba antsika  🤗Salama tsara ve ianareo ? 😊📢📢Ny HamySoa Behoririka dia efa miverina misokatra manomboka anio ...
04/08/2020

🤗 Faly miarahaba antsika 🤗
Salama tsara ve ianareo ? 😊
📢📢Ny HamySoa Behoririka dia efa miverina misokatra manomboka anio miaraka amin'ireo sakafo izay nahazatra anao hatrizay fa tsy izay ihany fa mbola hitondra zava-baovao mahafinaritra ihany koa😋😋 ka manasa antsika rehetra ary eee, ianareo sisa no andrasana 📢📢

TEL: 033 12 256 76/ 034 08 572 16

Faly miarahaba antsika rehetra indray amin'izay volana Jona izao. 🙂🙂 Indro ary iny laoka anio talata 09 Jona 2020 koa ma...
09/06/2020

Faly miarahaba antsika rehetra indray amin'izay volana Jona izao. 🙂🙂
Indro ary iny laoka anio talata 09 Jona 2020 koa manasa antsika ary handroso hisakafo eehh 😀

Plats du jour ce 25 Mai
25/05/2020

Plats du jour ce 25 Mai

Plats du jour ce 18 Mai
18/05/2020

Plats du jour ce 18 Mai

Poisson Frites - 7000Ar
12/05/2020

Poisson Frites - 7000Ar

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00

Telephone

+261331225676

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HamySoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to HamySoa:

Share

Category