Green Place Restaurant

Green Place Restaurant Restaurant, Grillade, soupe, bar à salade

Iza no tianao amin'ireto :- Soupe Van Tan- Tsock- Tongotr'ombyManomboka amin 7h maraina ka hatramin 7h hariva dia misy f...
12/03/2021

Iza no tianao amin'ireto :
- Soupe Van Tan
- Tsock
- Tongotr'omby
Manomboka amin 7h maraina ka hatramin 7h hariva dia misy fona ireo ato aminay

10/03/2021

Mankafia plats malagasy ve enao? toy ny :
Manaramolotra
Trafonkena sy Ravitoto
Rambon’omby sy voanjobory
Henakisoa sy vonjobory
Sofinkisoa sy tripe
Tongokisoa sy tsaramaso
Looks sy kabaro
Akoho rony
Afatsy ny plats du jour, disponible isan'andro ireo plats ireo

Pour nous faire pardonner de ne pas faire des buffets de Noël ou de Nouvel an pour cette année, nous vous proposons une ...
22/12/2020

Pour nous faire pardonner de ne pas faire des buffets de Noël ou de Nouvel an pour cette année, nous vous proposons une promotion spéciale pour nos grillade 🍗😋😍avec une livraison gratuite(y compris 25 décembre et 01 janvier). Si vous avez des demandes spéciales n'hésitez pas à nous contacter en MP ou au 034 67 498 00

 Hiditra amin Dingana manaraka nanangana azy amizay ny Green Place, de tsy inona izany fa ny fikarakarana ny tontolo ma...
20/11/2020

 Hiditra amin Dingana manaraka nanangana azy amizay ny Green Place, de tsy inona izany fa ny fikarakarana ny tontolo manodidina.
 Hisy fampiofanana karakaraina isaky ny Asabotsy manomboka amin 8ora maraina ka hatramin 3ora tolakandro.
 Toeran fampiofanana : Green Place Restaurant Antaninarenina
 Sarany : 35 000ar isaky ny module (efa tafiditra ny Gouter - ranomboakazo - sakafo atoandro sy ny fitaovana ilaina rehetra).
 Ny tanjona de ts hoe ho lasa expert anaty 1andro isika fa mba misy base kosa tokony ho voafehy.

Address

Antaninarenina
Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:00 - 19:00
Tuesday 07:00 - 19:00
Wednesday 07:00 - 19:00
Thursday 07:00 - 20:00
Friday 09:00 - 19:00
Saturday 09:00 - 19:00

Telephone

+261346276131

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Green Place Restaurant posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category