Papi Gourmandises

Papi Gourmandises Des Gourmandises dรฉlicieuses pour tout le monde

03/04/2024

๐Ÿฉท

30/03/2024

๐Ÿ˜ Hello ๐Ÿ˜
Je suis de retour sur la page ๐Ÿ’Œ
Comment allez-vous depuis ๐Ÿ˜˜

29/03/2024

Hello ๐Ÿ˜๐Ÿ˜˜

29/01/2023

๐˜ฝ๐™ค๐™ฃ ๐™™๐™ž๐™ข๐™–๐™ฃ๐™˜๐™๐™š ๐™ก๐™š๐™จ ๐™˜๐™ช๐™ฅ๐™˜๐™–๐™ ๐™š๐™จ ๐™ก๐™ค๐™ซ๐™š๐™ง ๐Ÿ’Œ๐Ÿ˜‹๐ŸคŽ
๐Ÿ“ŒMisy temps de pause au frigo entre ireo รฉtape ireo anh๐Ÿฅฐ
Ankafizo Finaritra Ary ๐Ÿ’›

28/01/2023

๐Ÿฅณ๐Ÿฅณ๐Ÿฅณ
๐Ÿฏ-๐Ÿฌ ๐Ÿฅณ๐Ÿฅณโšฝ
Iza koa no mijery ? Kely sisa rendez-vous ๐Ÿ™Œ
๐Ÿ’ƒ๐Ÿ’ƒ๐Ÿ•บโšฝโšฝโšฝโšฝโšฝโšฝโšฝโšฝ

28/01/2023

๐“๐จ๐ฎ๐ฃ๐จ๐ฎ๐ซ๐ฌ ๐๐š๐ง๐ฌ ๐ฅ๐ž ๐ญ๐ก๐žฬ€๐ฆ๐ž ๐’๐š๐ข๐ง๐ญ ๐•๐š๐ฅ๐ž๐ง๐ญ๐ข๐ง ๐Ÿ’Œ
Tuto simple kely ๐Ÿ˜‰

Bonne soirรฉe les cupcakes lover ๐Ÿฅฐ๐Ÿง

27/01/2023

Coucou ๐—น๐—ฒ๐˜€ ๐—ฐ๐˜‚๐—ฝ๐—ฐ๐—ฎ๐—ธ๐—ฒ๐˜€ ๐—น๐—ผ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฟ ๐Ÿง๐Ÿ’—
Tsy efa manakaiky ve ny Saint Valentin ๐Ÿ‘ฉโ€โค๏ธโ€๐Ÿ‘จao oh? Hihiihihi.

Iza ko no tena Tia Red velvet โค๏ธ๐Ÿ’‹
Afaka manao Cupcake tsara faรงon Red velvet koa anh๐Ÿ˜‰๐Ÿ˜

Jereo Ary ny vidรฉo ๐Ÿ˜๐Ÿฅฐ

ยฉKaotickrunchโœ…

Fa maninona no hoe ๐—–๐˜‚๐—ฝ๐—ฐ๐—ฎ๐—ธ๐—ฒ๐˜€ ๐— ๐—ฑ๐—ด๐Ÿฅฒ๐Ÿ™ƒโ“Hatr@zay za tena ๐™๐™ž๐™– ๐™˜๐™ช๐™ฅ๐™˜๐™–๐™ ๐™š๐™จ.๐Ÿ˜๐ŸงOui tena tiko indrindra. Mafinaritra anah mahita anazy...
26/01/2023

Fa maninona no hoe ๐—–๐˜‚๐—ฝ๐—ฐ๐—ฎ๐—ธ๐—ฒ๐˜€ ๐— ๐—ฑ๐—ด๐Ÿฅฒ๐Ÿ™ƒโ“

Hatr@zay za tena ๐™๐™ž๐™– ๐™˜๐™ช๐™ฅ๐™˜๐™–๐™ ๐™š๐™จ.๐Ÿ˜๐ŸงOui tena tiko indrindra. Mafinaritra anah mahita anazy anaty caissettes kely rehefa masaka iny. โ˜บ๏ธ

Efa ela ihany za no MBA Tia hanokatra page hizara azy io satria mba tena tiko.๐Ÿ’“
Fa naninona hoy nareo?๐Ÿฅบ

Natahoatra
๐Ÿ“Œtahoatra hoe TSY METY๐Ÿคง๐Ÿคง
๐Ÿ“Œho vรด critique n'olona sns๐Ÿ˜‘ uhm

FA ..FA...

Indray Alina@zay Ary: nisokafako ny pejy ๐—–๐˜‚๐—ฝ๐—ฐ๐—ฎ๐—ธ๐—ฒ๐˜€ ๐— ๐—ฑ๐—ด.
Nanapakevitra aho hoe NON , tsy Mila an'izany pensรฉe nรฉgative izany fa """JESUS est avec moi""".

C'est ma Vie mais pas l'avis des autres , oui
PAS L'AVIS DES AUTRES ๐Ÿ™‚.
Rehefa izay Dia :
โœ…Mandroso hatrany๐Ÿš€
โœ…Positive hatrany & mizara(๐—–๐˜‚๐—ฝ๐—ฐ๐—ฎ๐—ธ๐—ฒ๐˜€ ๐— ๐—ฑ๐—ด)
โœ…Finaritra hatrany ๐Ÿฅฐ.

Driiiiiii.... Zay ilay izy๐Ÿฅฐ

๐Ÿ’ŒNy lesona azoko Dia tiko zaraina Dia hoe : ร€ chaque fois rehefa misy projet na Zavatra tena tinao atao, Ataovy, ankino AMINY ilay Zavatra tena tinao , aza kivy fa IZY hanampy anao๐Ÿ™. Dia fonceeee...๐Ÿ˜‰

Mankasitraka hatrany manaraka ๐Ÿงโค๏ธ๐Ÿฅฐ
๐—–๐˜‚๐—ฝ๐—ฐ๐—ฎ๐—ธ๐—ฒ๐˜€ lover un jour, ๐—–๐˜‚๐—ฝ๐—ฐ๐—ฎ๐—ธ๐—ฒ๐˜€ toujours โค๏ธ

Sary fanehona fotsiny ๐Ÿฅฐ

Na Dia ratsy aza ny andro Dia aleo positiver'na hatrany ๐Ÿ™ƒ๐Ÿ˜ƒ ๐Ÿง๐Ÿง๐Ÿง๐ŸงFa satria positive mitondra positive โœ…โญ•Zao ilay Andro map...
26/01/2023

Na Dia ratsy aza ny andro Dia aleo positiver'na hatrany ๐Ÿ™ƒ๐Ÿ˜ƒ ๐Ÿง๐Ÿง๐Ÿง๐Ÿง
Fa satria positive mitondra positive โœ…

โญ•Zao ilay Andro mapite inana hanikotrana ireny ๐Ÿ™Š( mangahazo, vomanga,katsaka sns...)

Inona zao no sakafo mba tena ankafizinareo Rehefa andro manorana Ohatran'izao?

๐ŸŽฏPerso: katsaka au coco๐Ÿ˜ matsirou Anie Zao eeeeee hiiihiihiihih

26/01/2023

โš ๏ธAny koa ve tapaka ny rรฉseau Orange ๐Ÿ˜Ÿ๐Ÿ˜Ÿโ“โ—

25/01/2023

Fika2 kely raha somary misy tendrombohitra ny CupCake ๐Ÿ˜Ž

Raha sendra otrany Zao izany isika rehefa manao pratique Dia io no fika kely fa efficace ๐Ÿ˜ƒNdao andramanaaaaaaaโ˜บ๏ธ

Araho avy hatrany Ary ny sary๐Ÿค—โœ…

23/01/2023

Coucou ๐—น๐—ฒ๐˜€ ๐—ฐ๐˜‚๐—ฝ๐—ฐ๐—ฎ๐—ธ๐—ฒ๐˜€ ๐—น๐—ผ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฟ ๐Ÿง๐Ÿ’—โ˜€๏ธ
Nanaona ny tontolo andro nareo tandroany? ๐Ÿ˜ƒ
Taty mbola nanorana Maraina, efa MBA nitsahatra hariva Zao.( Tsy Nisy maina ny lamba ๐Ÿฅบ).

Tohiny ilay partage ๐—ป๐˜† ๐—ฐ๐˜‚๐—ฝ๐—ฐ๐—ฎ๐—ธ๐—ฒ๐˜€ ๐˜€๐—ฎ๐—น๐—ฒฬs t@maraina ๐Ÿ˜‹.

Ito zao misy ๐—–๐˜‚๐—ฝ๐—ฐ๐—ฎ๐—ธ๐—ฒ๐˜€ ๐˜€๐—ฎ๐—น๐—ฒฬs zaraiko , mbola tsy ilay recette ity anh๐Ÿ˜‰ fizarana am-pitiavana hatrany ihany.โ˜บ๏ธ

Tena afaka ovaina ihany koa rehefa Salรฉ anh.โ˜บ๏ธ

โœ… Ankafizo Ary ๐Ÿ™
ยฉCookwithAhlam

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 19:00
Tuesday 09:00 - 19:00
Wednesday 09:00 - 19:00
Thursday 09:00 - 19:00
Friday 09:00 - 19:00
Saturday 09:00 - 19:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Papi Gourmandises posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category