Menu Express by Myah

Menu Express by Myah Service traiteur

Mbola tsy tara Raha hanao commandeMisaotra tompoko
18/12/2021

Mbola tsy tara Raha hanao commande
Misaotra tompoko

16/12/2020
Menu express by myah , au coeur de la capitale.Notre chef au service du goût et de la qualité.Passez vos commandes :-Sur...
28/11/2020

Menu express by myah , au coeur de la capitale.
Notre chef au service du goût et de la qualité.
Passez vos commandes :
-Sur notre page : menu express by myah
-ou au 0341912999
Et profitez de notre service livraison gratuit.
Commande de la carte à menu à passer la veille du jours de livraison avant midi.
Menu express by myah vous souhaite une bonne dégustation.

Chers clients,Passez vos commandes la veille du jours de livraison avant midi (12h).Merci de votre compréhension.La save...
24/11/2020

Chers clients,
Passez vos commandes la veille du jours de livraison avant midi (12h).
Merci de votre compréhension.
La saveur à petit prix.

Miarahaba tompoko !Ho fanomezana fahafam-po antsika mpanjifa rehetra,Noho ny fangatahan' ny be sy ny maro,Dia :Manolotra...
24/11/2020

Miarahaba tompoko !
Ho fanomezana fahafam-po antsika mpanjifa rehetra,
Noho ny fangatahan' ny be sy ny maro,
Dia :
Manolotra tolotra iray Vaovao indray izahay équipe menu express by myah ny amin' ny fanantonana tsikelikely ireo toeram-piasana sy sekoly maro samy hafa.
Dia tsy inona akory izany fa ny" cantine scolaire et professionnel mobile izany.
Koa raha misy fanampim-panazavana tianareo ho fantatra dia vonona ny hanome fahafaham-po anareo hatrany izahay.

Amin' ny maha matianina anay eo amin' ny sehatra fanaovana sakafo, faritana hoe service traiteur dia mihezaka hatrany iz...
04/09/2020

Amin' ny maha matianina anay eo amin' ny sehatra fanaovana sakafo, faritana hoe service traiteur dia mihezaka hatrany izahay manome fahafam-po antsika mpiasa rehetra na inona na inona sehatra misy antsika eo amin' ny fanaterana sakafo express.
Marihana fa mampiavaka anay izay tsy zoviana intsony ny hygiène ,ponctualité, ary à petit prix.
Manampy ihany koa izahay amin' ireo centre mapanao encadrement, formation an' ireo tanora liana hiditra hiasa amin' ireny karazana centre d' appels ireny.
Eto dia fisaorana manokana no atolotray ho an' i Formateur Coach Andrianaivonavalona , izay miara- miasa ihany koa amin' ny Tranomboky Iombonana Rajaona Siméon Régis Atsahabe.

Cookies4000Ar/10
02/09/2020

Cookies
4000Ar/10

02/09/2020
Madeleine au coco3000Ar/10
01/09/2020

Madeleine au coco
3000Ar/10

Address

Antananarivo

Telephone

+261341912999

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Menu Express by Myah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category