Matavy Hut

Matavy Hut the meal store by AK.

Commande personnalisée pour le dîner pascal. Merci infiniment pour la confiance. 🥰
31/03/2024

Commande personnalisée pour le dîner pascal.

Merci infiniment pour la confiance. 🥰

Salade spéciale MH vs Nouilles spéciales MH. Ra za manokana aloha dia atambatro fa tsy vitako ny hisafidy. 😭😂
29/03/2024

Salade spéciale MH vs Nouilles spéciales MH.

Ra za manokana aloha dia atambatro fa tsy vitako ny hisafidy. 😭😂

Nareo plutôt nouilles sa burger ? Efa ainay fa hisy hamaly en mp hoe “plutôt izy roa” aza menatra ry Reto ahn. 😂😂
23/03/2024

Nareo plutôt nouilles sa burger ?

Efa ainay fa hisy hamaly en mp hoe “plutôt izy roa” aza menatra ry Reto ahn. 😂😂

MH monster, votre coup de coeur de la semaine.🤤
21/03/2024

MH monster, votre coup de coeur de la semaine.🤤

rehefa te anao régîme nefa sady te hisakafo matsiro dia mody salade verte no atao accompagnement an’ilay burger. 😭😂
21/03/2024

rehefa te anao régîme nefa sady te hisakafo matsiro dia mody salade verte no atao accompagnement an’ilay burger. 😭😂

tsy zakan’ilay bun nge hoa le izy e.  🫣🫣
20/03/2024

tsy zakan’ilay bun nge hoa le izy e. 🫣🫣

monster ariva ariva 🥓🍗🥩🧀 8-16h fona ny livraison antsika du lundi au vendredi, dia 10-14h izy rehefa samedi. ianao no an...
18/03/2024

monster ariva ariva 🥓🍗🥩🧀

8-16h fona ny livraison antsika du lundi au vendredi, dia 10-14h izy rehefa samedi. ianao no andrasana. 🫵🏼

Nouilles MH spéciales. 🤤Natao sans char siu izy androany (mety tsara ho anareo tsy mihinankisoa). Aza adino fa mbola en ...
01/03/2024

Nouilles MH spéciales. 🤤

Natao sans char siu izy androany (mety tsara ho anareo tsy mihinankisoa).
Aza adino fa mbola en service tsara ny service de livraison antsika kahatramin’ny 16h30. 😉

Mankasitraka tamin’ny fanomezam-pitokisana tompoko ! 🥰🫶🏼
29/02/2024

Mankasitraka tamin’ny fanomezam-pitokisana tompoko ! 🥰🫶🏼

akory aby e, misy te ihinana poulet coréen ve? 🤤Indrisy anefa fa aminy zoma indray isika vo mandray commande fa miato ke...
19/02/2024

akory aby e, misy te ihinana poulet coréen ve? 🤤

Indrisy anefa fa aminy zoma indray isika vo mandray commande fa miato kely manomboka androany. 🥲

afaka mandefa pre commande ianareo ra te ho voa livrer voalohany, hiaraha mahalala ihany ny hanoanana rehefa farany erinandro. 🤪

Ary mety ho tinareo ve ra élargissentsika kely ny menu antsika dia asintsika sakafo asiatique ? 🤪
16/02/2024

Ary mety ho tinareo ve ra élargissentsika kely ny menu antsika dia asintsika sakafo asiatique ? 🤪

“burger iray ve dia hinanana accompagnements telo?” Oudry fa ato aminy Matavy hut nge tsika fa tsy la maison du régime e...
16/02/2024

“burger iray ve dia hinanana accompagnements telo?”

Oudry fa ato aminy Matavy hut nge tsika fa tsy la maison du régime e. 😂😭

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Matavy Hut posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category