Ver'or pizza

Ver'or pizza Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ver'or pizza, Pizza Place, Ambatomaro, Antananarivo.

zoma mahafinaritra 😊Manasa anao izahay  'or_pizza anio 😍2GM =1PMIzany hoe mividy pizza spéciale Ver'or GM2 dia mahazo ka...
26/05/2023

zoma mahafinaritra 😊
Manasa anao izahay 'or_pizza anio 😍
2GM =1PM
Izany hoe mividy pizza spéciale Ver'or GM2 dia mahazo kadoa pizza 1PM😍
Tongava maro ary

Ankatoky ny fety m'lay 😊miaraka amin'ny ver'or pizza👍Andeha anao fety miaraka aminay ary , manomboka androany ,
22/05/2023

Ankatoky ny fety m'lay 😊miaraka amin'ny ver'or pizza👍
Andeha anao fety miaraka aminay ary , manomboka androany ,

Salama oh 😊 Misy tolotra ho anao indray ity , mividy pizza spécial Ver'or GM iray dia mahazo hamburger iray 😋, anio alar...
17/05/2023

Salama oh 😊 Misy tolotra ho anao indray ity , mividy pizza spécial Ver'or GM iray dia mahazo hamburger iray 😋, anio alarobia ihany , tongava haingana ary

Salama tompoko 😊Izahay ato amin'ny Ver'or pizza dia manolotra anao ny tsiro tsara indrindra Misokatra ny alatsinainy ka ...
08/05/2023

Salama tompoko 😊
Izahay ato amin'ny Ver'or pizza dia manolotra anao ny tsiro tsara indrindra
Misokatra ny alatsinainy ka hatramin'ny asabotsy , amin'ny 9ora ka hatramin'ny 8 ora alina
FB:Ver'or pizzas
Toerana :ambatomaro

Address

Ambatomaro
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ver'or pizza posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category