Tafatafa

Tafatafa Venez discuter tout en dégustant les meilleurs plats. Tafatafa est ravie de vous accueillir dans un

11/08/2022
10/08/2022

RANON'APANGO NA RANOVOLA MANADIO ATY

Fomba iray entina aminao androany ny fampiasana ny ranon'apango na ranovola.
Ny ranovola ampiasaina dia ilay rehefa masaka ny vary, ka voaloatra, dia somary dorana kely ilay vary sisa miraikitra amin'ny vilany, averina indray, dorana kely somary maimay.
Rehefa vita izay dia asiana rano ary avela hangotraka minitra vitsy.
Rehefa vita izay dia afaka misotro ianao amin'izay ora tianao hisotroana, fa ny ho singanina manokana dia ilay izy sotroina vao maraina.

Rehefa mahavita ranovola ianao amin'ny alina dia maka iray vera ary atokany amin'ny toerana mangatsiatsiaka.
Rehefa taitra ianao ny maraina ka mbola tsy mitsangana akory dia sotroy tsy misy fangarony ilay ranovola
Vitanao izany, dia miverena matory mihorirana manindry
ankavanana, farafaha-haingany 20 minitra.
Mety handrezatra ianao dia izay no ilaina.
Tsy misy fetrany ny fanaovana azy satria rano io
Ho tsapanao fa hihasalama ny atinao sy ny fonao

Tafatafa entre filles, entre femmes... 🌺🌼🌹💐🥗🍰🌮🥪🌭🍱🍤🥗😉
09/08/2022

Tafatafa entre filles, entre femmes... 🌺🌼🌹💐🥗🍰🌮🥪🌭🍱🍤🥗😉

11/07/2022
11/07/2022
29/03/2022

Tompo o, amin'ny alalan'izao toe-javatra sarotra sy manahirana izao no anehonao ny fahefanao. Koa efa misaotra Anao sahady aho amin'ireo fitahiana rehetra ho aterak'izany. Mifaly amin'ny fanantenana aho, miaritra amin'ny fahoriana aho, maharitra amin'ny fivavahana aho.

Pour la vie en choco, venez visiter Tafatafa pour la vente exposition" la fête et choco "avec Edenia Chocolaterie. Passe...
04/12/2021

Pour la vie en choco, venez visiter Tafatafa pour la vente exposition" la fête et choco "avec Edenia Chocolaterie. Passer vite vos commandes. Chocolat de Madagascar 👌

Chocolat Madagascar, manakiky ny fety, magnésium tsara natoraly ny choco, tongava manjifa ato amin Tafatafa. Afaka manao commande na mividy mivantana. Mankasitraka tompoko❤️

Address

La Rocade
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tafatafa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share