16/12/2023
Tandamm!!!! Tonga ilay andro atsiarovana ny tsingerin-taona voalohany nisian'ny Restaurant Tiffany ka dia faly izahay hanolotra mamy kely ho anareo rehetra izay manjifa plat 1 ao anaty carte. Tongava manandrana fa tsy hanenina ianareo. 🎉🎂😍😋