EPRG Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from EPRG, Lot 10 D Ankadindratombo/Alasora, Antananarivo.

Efa azontsika rehetra jifaina ireo vokatra 103 vokarin'ny EPRG.
08/01/2024

Efa azontsika rehetra jifaina ireo vokatra 103 vokarin'ny EPRG.

08/01/2024
Ny Entreprise de Production de Rafraichissement et de Gastronomie (EPRG) dia faly miarahaba anao nahatratra ny taona 202...
08/01/2024

Ny Entreprise de Production de Rafraichissement et de Gastronomie (EPRG) dia faly miarahaba anao nahatratra ny taona 2024 ary mirary ny soa sy fahombiazana ho anao.
Ho fanomezana fahafaham-po ny mpanjifanao sy hanatsara ny fidiram-bolanao. Izahay dia mamatsy karazan-javapisotro tsara kalitao sy ambony karazana hanatsarana ireo fety aman-danonana karakarainao toy ny mariage, anniversaire, fiançaille, sns.
Izay misy karazany maro toy ny :
🍹COCKTAIL🍹
Vanille, Ananas-vanille, Banane-Vanille, Pecto-Gingembre, Duo ary Trio
🍹PUNCH🍹
Coco, Café, Exotique ary Fraise
Raha mahaliana anao ireo tolotra na mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala mifanandray amin’ny EPRG amin’ny :
📲 TEL: 034 13 368 36 – 02 53 008 75
📧 MAIL: [email protected] - FB: EPRG

Efa azo jifaina sy hita eny amin'ny tsena nanomboka ny 01 Janoary 2024 ireo PUNCH 103, izay misy karazany 4. Café, Coco,...
08/01/2024

Efa azo jifaina sy hita eny amin'ny tsena nanomboka ny 01 Janoary 2024 ireo PUNCH 103, izay misy karazany 4.
Café, Coco, Fraise ary Exotique

01/01/2024

Faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2024, mirary ny soa sy ny tsara rehetra ho antsika.
Ho amintsika mandrakariva anie ny fahasoavan’ny Tompo ary mirary ihany koa sy ny fahombiazana hatrany ho antsika rehetra.

Ao anatin'ny fanaparitahana ireo vokatra 103 vokarin'ny EPMG manerana an'i Madagasikara. Izahay dia manokatra fiarahamia...
16/12/2023

Ao anatin'ny fanaparitahana ireo vokatra 103 vokarin'ny EPMG manerana an'i Madagasikara. Izahay dia manokatra fiarahamiasa amin'ny restaurant, espace, olona mpanao service traiteur...
IREO KARAZAMBOKATRA
1 Boisson alcoolique
TOMBONY HO ANAO MPIARAMIASA
1° Tombombarotra ambony be (+60%) :
Mandray ny vokatra amin'ny vidiny 9000 Ar ary mivarotra 15000 Ar.
2° Tsy mila vola ampiasaina ianao :
Mandray commande any amin'ny client ary rehefa tonga ny entana vao mandoa vola.
3° Tsy mandany fotoana mivezivezy:
Ny EPMG no manao livraison any aminao.
4° Fidirambola maharitra :
Ilaina mandavataona ny zavapisotro fa tsy mifidy vanimpotoana.
FANAZAVANA FANAMPINY
Adiresy : Lot 10 D Ankadindratombo - Aladora
Tel: 034 13 368 36 - 032 53 008 75
E-mail : [email protected]
Facebook : 103

Address

Lot 10 D Ankadindratombo/Alasora
Antananarivo
103

Opening Hours

Monday 08:30 - 17:00
Tuesday 08:30 - 17:00
Wednesday 08:30 - 17:00
Thursday 08:30 - 17:00
Friday 08:30 - 17:00
Saturday 08:30 - 12:00

Telephone

+261341336836

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when EPRG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to EPRG:

Share