ByBe Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ByBe, Restaurant, Antananarivo.

Salama ohhh!!☺️🍒Aza adino fa efa azo jifaina ny CROUSTY CHICKEN anhh🍗 Alefaso ary ny commande oh!!🍒☺️
26/02/2025

Salama ohhh!!☺️🍒
Aza adino fa efa azo jifaina ny CROUSTY CHICKEN anhh🍗 Alefaso ary ny commande oh!!🍒☺️

Salama salama ohhh!! 🍒 Alefaso indray ny commande-tsika ary oh☺️🍒 Efa ito indray zao ny menu vaovao🍒 NB: Tsaratsara raha...
19/02/2025

Salama salama ohhh!! 🍒 Alefaso indray ny commande-tsika ary oh☺️🍒 Efa ito indray zao ny menu vaovao🍒
NB: Tsaratsara raha 2h avant heure de livraison no mandefa commande☺️🍒

Salama indray ohh!!! 🍒 Efa azo jifaina ny Crousty Chicken anh!! Hitanareo ato amin'ity Menu vaovao-nay ity izany!! 🍒☺️ A...
05/02/2025

Salama indray ohh!!! 🍒 Efa azo jifaina ny Crousty Chicken anh!! Hitanareo ato amin'ity Menu vaovao-nay ity izany!! 🍒☺️ Alefaso ary ny commande!! 🍒

Salama salama daholoooo!! Arahabaina nahatratry ny taona e!!🍒 Efa miverina ByBe taorian’izay fotoana kely izay. Ny taona...
04/02/2025

Salama salama daholoooo!! Arahabaina nahatratry ny taona e!!🍒 Efa miverina ByBe taorian’izay fotoana kely izay. Ny taona vaovao. Ny vokatra koa hisy vaovao!!🍒 Ny haha hafapo anareo hatrany no tanjonay fa aza taitra!!🍒✨

Helloooo!!!🍒❤️ nous tenons à informer notre clientèle de notre pause du 2mai jusqu’au 12mai !!Nous serons de retour le 1...
02/05/2024

Helloooo!!!🍒❤️ nous tenons à informer notre clientèle de notre pause du 2mai jusqu’au 12mai !!
Nous serons de retour le 13mai❤️🍒
Fa kosa Afaka mandefa commande foana ianareo fa ny livraison dia manomboka amin’ny 13 mai!!🍒
Merci de votre compréhension🍒
Équipe ByBe

ON EST LÀ 🍒❤️!!!!! ETO FOANA MOA KOAAA!!! Miandry anareo izahay !! Misaotra an’ireo izay tsy mitsahatra mi-commande!🍒 AN...
13/04/2024

ON EST LÀ 🍒❤️!!!!! ETO FOANA MOA KOAAA!!!
Miandry anareo izahay !! Misaotra an’ireo izay tsy mitsahatra mi-commande!🍒
ANDRAMO FA TSY HANENINA IANAO! 🍒❤️

🍒DISPONIBLE !!! DISPONIBLE!!!!🍒 Toujours à petit prix!! Aza Misalasala!! Efa betsaka no satisfait annh!! Anjaranao izao ...
10/04/2024

🍒DISPONIBLE !!! DISPONIBLE!!!!🍒
Toujours à petit prix!!
Aza Misalasala!! Efa betsaka no satisfait annh!! Anjaranao izao !🫵🏼

-LIVRAISON et récupération POSSIBLE-🍒

AZA ADINO💓🍒fa mbola ato ny H-EAT !!! HISY produit vaovao izay nangatahanareo !!❤️ Izay mahita voalohany mahazo LIVRAISON...
05/04/2024

AZA ADINO💓🍒fa mbola ato ny H-EAT !!!
HISY produit vaovao izay nangatahanareo !!❤️
Izay mahita voalohany mahazo LIVRAISON GRATUITE Amin’ny commande Any !!🥰
Indices: 🌶️🍗
ALEFASO NY COMMANDE AN’NY H-EAT ary ohhh!!!

❗️❗️❗️INFORMATIONS IMPORTANTES❗️❗️ 🍒Manasa antsika mpanjifa mba hamaky ny conditions de vente foana alohan’ny commande🍒💓...
27/03/2024

❗️❗️❗️INFORMATIONS IMPORTANTES❗️❗️
🍒Manasa antsika mpanjifa mba hamaky ny conditions de vente foana alohan’ny commande🍒💓 Alefa 24h aloha ny commande
🍒Mba Asina HEURE précise foana ny livraison azafady mba hialana amin’ny tsy fitovian-kevitra
🍒Miezaka ihany anefa izahay manenjika an’ireo mandefa commande androany ho livré-na androany ihany, mba asio 3h-4h eo manelanelana ny ora nandefasana commande sy ny livraison

MISAOTRA ANAREO IZAY AFA-PO SY MANJIFA ATO AMINAY FOANA🍒💓
Misaotra amin’ny critique rehetra manao zavatra moa tsy mora fa MIEZAKA foana izahay isan’andro ho anareo 🍒💓

Équipe ByBe

Nareo ve tsy mba te haka sary aesthetic comme sur Pinterest ?💓 H-EAT et Taiyaki sont aussi bien AESTHETIC en solo ou ent...
20/03/2024

Nareo ve tsy mba te haka sary aesthetic comme sur Pinterest ?💓

H-EAT et Taiyaki sont aussi bien AESTHETIC en solo ou entre potes !!🍒

ALEFASO ARY NY COMMANDES dia fenoy ny story sy post Instagram 🍒💓
TOUJOURS ✨PETIT PRIX✨

©️ : Pinterest

Smatchin hono izao ?👀🏀 Commandez vos goûters à PETIT PRIX et  vous faire livrer à Mahamasina !!🍒💓 À manger en regardant ...
13/03/2024

Smatchin hono izao ?👀🏀
Commandez vos goûters à PETIT PRIX et vous faire livrer à Mahamasina !!🍒💓
À manger en regardant le match !!

Vous soutenez quelle équipe ?🏀 ALEFAAAAA

Hello !! ARAHABAINA ISIKA MALAGASY E!🇲🇬🇲🇬 Sao dia adinonareo ny H-EAT 🤣 Mbola ato izy annh Ampiarahana amin’ny Taiyaki t...
11/03/2024

Hello !! ARAHABAINA ISIKA MALAGASY E!🇲🇬🇲🇬

Sao dia adinonareo ny H-EAT 🤣 Mbola ato izy annh
Ampiarahana amin’ny Taiyaki tonga dia vita ny sakafo atoandro !😗🍒
TOUJOURS À petit Prix iciiiii!!🍒
Alefaso ary ny commandes ohhh

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ByBe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category