02/01/2026
Fifaliana be ho an’ny ekipa rehetra ny mirary ny fitahian’Andriamanitra ho anao sy ny ankohonanao nahatratra izao taona vaovao izao!
Manonona fitahiana, fahasoavana, fahombiazana, fifaliana, fiadanana, fiainana be dia be ho anao noho ny fanatrehan’Andriamanitsika!