DELYS Restaurant, salle de réception pouvant accueillir Baptême-fiançailles-atelier divers

19/09/2024

Ilazana isika mpanjifa rehetra fa tsy misy olona tokony isoran-tena ho Delys raha tsy olona avy amin'i Michaël Ramalanjaona irery ihany!! Mila mitandrina fa be ny Mpisoloky!!

17/06/2024

Salama daholo Tompoko o! Averina indray fa efa tsy misokatra intsony izahay fa lasa aty am-pitandranomasina! Mankasitraka indrindra Tompoko o!!

30/04/2024

Nous informons notre aimable clientèle que Delys Restaurant fermera ses portes dans l'enceinte SIRAMA Isoraka à partir de demain 1er Mai!! Le service traiteur restera à votre disposition! Nous remercions vivement la direction de la SIRAMA S.A ainsi que toute l'équipe durant cette collaboration.
🙏🙏🙏

Mankasitraka indrindra an'ny Équipe TOM nisafidy an'ny DELYS RESTAURANT amin'ny fifampiarahabana tratry ny Taona !! Mira...
23/02/2024

Mankasitraka indrindra an'ny Équipe TOM nisafidy an'ny DELYS RESTAURANT amin'ny fifampiarahabana tratry ny Taona !! Mirary soa indrindra Tompoko !🙏🥳🎉

Un grand remerciement pour cette équipe de la 6ème promotion du CEDS de nous avoir fait honneur pour cet événement de pr...
07/02/2024

Un grand remerciement pour cette équipe de la 6ème promotion du CEDS de nous avoir fait honneur pour cet événement de présentation de vœux!! On vous souhaite les meilleures choses pour l'avenir!! 🙏🥳🎉♥️

Mankasitraka indrindra tamin'ny fitokisana e!!! Ianao koa aza misalasala!!🎉🥳🍗🍤🥂☎️ 0344396100
29/01/2024

Mankasitraka indrindra tamin'ny fitokisana e!!! Ianao koa aza misalasala!!🎉🥳🍗🍤🥂
☎️ 0344396100

02/01/2024

Ny mpiara-miasa rehetra ato amin'ny DELYS RESTAURANT dia faly miarahaba anareo rehetra tratry ny taom-baovao! Ilay Andriamanitra manakarem-pahasoavana anie handrotsaka ny Fitahiany, ny Fahasoavany ho antsika tsirairay avy!! 🙏🎉🥳

C'est vendredi aujourd'hui!! Venez vous détendre entre amis ou famille ou collègues chez DELYS RESTAURANT Isoraka encein...
17/11/2023

C'est vendredi aujourd'hui!! Venez vous détendre entre amis ou famille ou collègues chez DELYS RESTAURANT Isoraka enceinte SIRAMA. 🍻

26/10/2023

Miarahaba antsika Mpanjifa rehetra!!! Ilazana isika fa privatisé izahay rahampitso zoma atoandro sy alina!!! Miverina toy ny mahazatra kosa ny Sabotsy 28 octobre 2023!! Maneho ny fialan-tsiny ary Mankasitraka indrindra Tompoko!!! Afaka mandray anareo amin'ny téléphone kosa izahay raha misy zavatra tianareo ho fantatra n'a hanao famandrihan-toerana ihany koa!! ☎️0344396100- 0345228176. 🙏♥️

Address

Isoraka
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 10:00 - 21:00
Tuesday 10:00 - 21:00
Wednesday 10:00 - 21:00
Thursday 10:00 - 21:00
Friday 10:00 - 22:00
Saturday 10:00 - 22:00

Telephone

0345228176

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DELYS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share