17/11/2024
๐Oyรฉeee oyรฉeee๐
โค๏ธโ๐ฅTonga ary ity ilay niandrasanaโค๏ธโ๐ฅ.
โ Homano indray ary ny kibo fa hoavy tsy hoe ela ny vitrine beeee๐๐ฅฐ๐๐ค๐๐ง๐ฝ
๐ENY! Hiverina hisokatra aminโny endriny vaovao aminโizay ary ยซ Food Parck ยป ( Ao aminโny GALAXY ANDRAHARO)izay efa nampanantenaina antsika๐ฅฐ.
๐Koa aminโizany dia :
โ
Ny Alarobia 20 Novambra 2024 no manomboka misokatra ny ยซ Box 06 ยป na ny ยซ HNT FOOD ยป .
โ
Aminโny 06 ora sy sasany dia efa hahitanao ireo karazan-tsakafo mahazatra eo aminay๐.
โ
Tonga dia manantona ny Box06 avy hatrany fa tsy mandray commande aminโny Mp๐.
โ
200 metatra miala eo aminโny ยซ Food Parck ยป teo aloha no ahitana ny toerana vaovao! (Ao ambadiky ny Tropic Mad)
โ
Vonjivonjeo ary sao dia tara eo indray a๐ฅฐ.
๐Izay ary fa dia mirary herinandro vaovao sy mahafinaritra ho antsika,dia mandra-pitafa indray ary รด๐