ZINA Restaurant

29/09/2021
Izahay Dia afaka mandray olona eo ho eo amin'ny 30 isa eo, raha misy mpinamana na fianakaviana te hiara hisakafo Dia aza...
25/09/2021

Izahay Dia afaka mandray olona eo ho eo amin'ny 30 isa eo, raha misy mpinamana na fianakaviana te hiara hisakafo Dia aza misalasala manantona na miantso. 15 000 ar/pers Dia efa mahazo entrée salade + plat au choix (côte laqué/poulet laqué/ steak au poivre vert) + dessert (Yaourt/bananes caramélisées/ salade de fruits) + un jus cocktail BORABORA. Koa manasa antsika e!!!

07/09/2021

Ho antsika rehetra manodidina an'ny 67ha iny, manasa anareo izahay ato amin'ny Zina hisakafo sy hitsakitsaky, juste en face NyHavana misy trano fotsy ambony gris ambany. Tongava daholo fa Sady mirary ny vidiny no matsiro ny nahandro

Address

67ha En Face NYHAVANA
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ZINA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category