GAstiTantely

GAstiTantely GAstiTantely est un startup qui commercialise les bons miels provenant des 4 coins de Madagasikara.

Nous investissons dans les Bonnes Pratiques de Fabrication et les Bonnes Pratiques d'Hygiène alimentaire afin d'assurer la qualité de nos produits.

VRAI ou FAUX 🤔Rehefa Tantely ny resaka dia aleo mifidy ny VRAI, PURE 👍🏿🍯🍯🍯Anisany fomba iray ahafantarana hoe pure na fo...
08/10/2025

VRAI ou FAUX 🤔

Rehefa Tantely ny resaka dia aleo mifidy ny VRAI, PURE 👍🏿🍯🍯🍯

Anisany fomba iray ahafantarana hoe pure na fosika ny tantely 🍯🍯🍯
Raha tonga dia mirava, mitambatra @ rano, misy rano izy izay.
Ny tena izy dia maharitra hatr@ 13-15 ministra tsy mirava ho azy fa mijanona ery @ vodin'ny vera misy rano. Mitombina ihany koa izay crémeux na cristallisé, mivaingana hoy isika.
Tsindrinay etoana fa tsy hoe rehefa mivaingana rehetra dia tsy izy avokoa. Afaka manoratra aminay raha te ahafantatra manokana ny 🙏🏿 Vonona izahay hanome fanazavana mahafa-po sy ara teknika.

Ny tantelinay ato GAstiTantely dia mandalo an'ireo dingana rehetra araka ny fenitra takiana momban'ny ny fikarakarana ny tantely.
Manana ny certificat de consommabilité.
Azo antoka👍🏿🎉

Manasa antsika higoaka ny mamy, hampiasa tantely 😀🍯🍯🍯




Tongasoa aty Bourg-en-Bresse 🇫🇷 GAstiTantely 😀. Voandalana mamy be avy any Madagasikara🇲🇬 Mety ampiasaina @ izay itiavan...
30/05/2025

Tongasoa aty Bourg-en-Bresse 🇫🇷 GAstiTantely 😀. Voandalana mamy be avy any Madagasikara🇲🇬 Mety ampiasaina @ izay itiavana azy.
Ho ahy manokana dia tiako ny manisy tantely ao anaty vinaigrette mba hampalefaka ilay marikivy be iny. Tsy manisy siramamy anaty dité ihany koa aho fa tantely dia ampy. Ilay ronono sy tantely aoka fotsiny @ alina rehefa alohan’ny hatory iny.
Testé et approuvé hoy ny fitenenana.
Manjifa ny vita gasy rehefa vokatra azo antoka toa izao.

Antsoy ny +261 34 83 649 64
Na mandefa hafatra miafina GAstiTantely
Raha misy havana na namana ho any ivelany dia afaka manao commande 🙏🏿





Akory aby 😀🎉Faly hatrany izahay mitondra mamy ho anareo 🐝🍯🍯🍯🐝Miel polyflorale 😲- Manampy @ aretim-bavony- Miaro @ rarin-...
23/05/2025

Akory aby 😀🎉
Faly hatrany izahay mitondra mamy ho anareo 🐝🍯🍯🍯🐝
Miel polyflorale 😲
- Manampy @ aretim-bavony
- Miaro @ rarin-tsaina
- Manasitrana kohaka rehefa ampiarahina @ Navet na tongolo.
Ilaina ny tantely amin'izao fotoana mangatsiaka izao🥶🥶🥶🌨️Tena manampy ny vatantsika, manome fahasalamana 👍🏿

Vonjivonjeo fa sao tara 😀🏃🏿🏃🏿🏃🏿🚴🏿

20 000 Ar fotsiny💰

Afaka manao livraison fa mila mifampiresaka ny amin'izay.

Afaka mifandray aminay @ hafatra miafina
mp na miantso mivantana ny
034 83 649 64
Etsy @ sary misy fomba vitsivitsy hamantarana ny tantely tena izy 👍🏿
Misaotra ny nampindrana sary. 🙏🏿





Coucou daholo 😀.Faly miarahaba anareo indray izahay🥰.Te hizara izahay androany momban'ny Tantely miavaka Kely 😲🍯🐝Mokaran...
10/05/2025

Coucou daholo 😀.
Faly miarahaba anareo indray izahay🥰.
Te hizara izahay androany momban'ny Tantely miavaka Kely 😲🍯🐝
Mokarana, hazo tsy misy afa tsy amintsika eto Madagasikara. Manana voniny miavaka izay tian'ireo Tantely. Izay no mahatonga ny tsirony malefaka, mamy aok'izany 😀.
Ireto ny vokatsoa azo avy aminy:
- Afaka ampiasaina @ hoditra sy tarehy
- Mampitony, manala ny rarin-tsaina (Stress)
- Manasitrana kohaka, indrindra rehefa afangaro navet na tongolo
- Mety ho an'ny Zaza Kely sy olon-dehibe 👍🏿
Manasa anao hanjifa ny Tantely Mokarana ato aminay 😀❤️🐝🍯🍯

0348364964
0388616202
0347885886





Address

Ankadivato
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 19:00
Tuesday 08:00 - 19:00
Wednesday 08:00 - 19:00
Thursday 08:00 - 19:00
Friday 08:00 - 19:00
Saturday 08:00 - 19:00
Sunday 00:00 - 17:00

Telephone

+261348364964

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GAstiTantely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to GAstiTantely:

Share

Category