Hash Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hash, Dessert Shop, Ankadikely Ilafy, Antananarivo.

La famille? la base ๐Ÿ‘Œ๐Ÿ’ช
09/01/2023

La famille? la base ๐Ÿ‘Œ๐Ÿ’ช

Joyeux Noรซl ร  tous ๐Ÿ˜๐ŸŽ‰
25/12/2022

Joyeux Noรซl ร  tous ๐Ÿ˜๐ŸŽ‰

Vita ilay izy ry reto Ah ๐Ÿ˜Mbola tsy lazaiko ilay anarany ho an'ireo izay mbola ilalao an. ๐Ÿ˜‰๐Ÿ˜‚ Amin'ny iza akaiky noely iz...
22/12/2022

Vita ilay izy ry reto Ah ๐Ÿ˜

Mbola tsy lazaiko ilay anarany ho an'ireo izay mbola ilalao an. ๐Ÿ˜‰๐Ÿ˜‚

Amin'ny iza akaiky noely iza dia ataontsika promotion izy sady prix de lancement koa. ๐ŸŽŠ๐ŸŽ‰

Muffins ao choco miampy ganache au choco ary voarakotra sokola noir na blanc"๐ŸŽ‚๐ŸŽ‚๐Ÿซ

Prix normal 15.000Ar fa ataontsika 13.000Ar izy, boรฎte de 6 an ary milanja 350g.
Misy boรฎte de 3 ko, 8.000Ar. Prix promo 7.000ar

Tsy izay ihany fa izay mi-commande voalohany avec confirmation MP dia mahazo cadeau ilay boรฎte de 3 iray๐Ÿ˜ฑ.

Koa inona ary ny andrasantsika fa tongava ao amin'ny MP eh ๐Ÿ˜Ž.

Petite avant goรปt du jour ๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜. Inona ary ny ataoko ooo? ๐ŸŽ‰โšฝ Izay mahavaly voalohany omeko ๐Ÿ˜ PS: amin'ny teny anglais ๐Ÿ˜Ž
22/12/2022

Petite avant goรปt du jour ๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜.

Inona ary ny ataoko ooo? ๐ŸŽ‰โšฝ

Izay mahavaly voalohany omeko ๐Ÿ˜

PS: amin'ny teny anglais ๐Ÿ˜Ž

Salama harivariva ๐Ÿ˜‚ Amin'ny alahady zao kay ny noely ๐Ÿ˜ณ๐Ÿ˜ฑ, mandeha be ny fotoana ๐Ÿ˜”, za nieritreritra hoe mbola ela ๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚. Ka...
20/12/2022

Salama harivariva ๐Ÿ˜‚

Amin'ny alahady zao kay ny noely ๐Ÿ˜ณ๐Ÿ˜ฑ, mandeha be ny fotoana ๐Ÿ˜”, za nieritreritra hoe mbola ela ๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚.

Ka ho an'ireo izay mbola tsy nahazo "buche de Noรซl" Dia aza misalasa mandefa hafatra miafina๐Ÿ˜Œ.

Prix: 18.000 Ar, gรฉnoise choco + chantilly na gรฉnoise nature + chantillly au choco ๐Ÿฐ๐ŸŽ‚.

PS: Ankadikely sy ny manodidina ihany no afaka livre-na. ๐Ÿ™

Salama daholo ๐Ÿ˜Commande hafa kely  ho an'ilay olona special iny ๐Ÿ˜…, Maro be ny patissiรฉr(e) manao azy ity fa ny ahy ity n...
12/12/2022

Salama daholo ๐Ÿ˜

Commande hafa kely ho an'ilay olona special iny ๐Ÿ˜…, Maro be ny patissiรฉr(e) manao azy ity fa ny ahy ity ny voalohany.

"Gateau ร  theme" ๐Ÿ˜œ, foot mo ny theme teto โšฝ. Mety ve sa tsy mety?๐Ÿ˜Œ

Papier azym no nampiasaina izany hoe azo hoanina izy ka miampy 15.000 Ar amin'ny portion normal izy. ๐Ÿ˜๐ŸŽ‚

Mankasitra matoky anay fona ๐Ÿ˜Ž
Bisous ๐Ÿ˜˜

Asa vita omaly ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜‚Mirary soa an'i Miahy Tia kely ๐Ÿ’ž๐Ÿ‘ง, tongava amin'ny ambony indrindra ki ah ๐Ÿ˜Œ. Mitohy ny fandraisana comm...
09/12/2022

Asa vita omaly ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜‚

Mirary soa an'i Miahy Tia kely ๐Ÿ’ž๐Ÿ‘ง, tongava amin'ny ambony indrindra ki ah ๐Ÿ˜Œ.

Mitohy ny fandraisana commande an ๐Ÿ˜, aza misalasala mandefa message na miantso avy hatrany ๐Ÿ˜‹.

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra ๐Ÿ˜‡๐Ÿ˜.
Bisous ๐Ÿ˜š

Mirary alahady feno fahasoavana โค
27/11/2022

Mirary alahady feno fahasoavana โค

24/11/2022

Bonjourโ˜บ

Maraina vaovao be indrayโค, inona ny vaovao any eh?๐Ÿ˜…๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚
Tsy izany fa te ampatsiahy fotsiny izaho hoe tsapako tena mamy, fitiavana hatrany....๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚

Bonne journรฉe daholo oh๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜

Coucouโค, Dรฉcouverte kely sady bon plan sokola๐Ÿซ๐Ÿ˜‹.  Ao aminCute & Sweetetet mafatifaty sady matsiro kely๐Ÿซ. Toy ny amin'ila...
23/11/2022

Coucouโค,

Dรฉcouverte kely sady bon plan sokola๐Ÿซ๐Ÿ˜‹. Ao aminCute & Sweetetet mafatifaty sady matsiro kely๐Ÿซ.

Toy ny amin'ilay Magnum cake zao, ny tao amin'izy ireo no nampiasaina. Manome ilay tsiro mangidy kely amin'ny farany iny๐Ÿ˜‹.

Mitohy ny fandraisana commande an๐Ÿ˜Š.

Address

Ankadikely Ilafy
Antananarivo
103

Telephone

+261326926971

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hash posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Hash:

Share

Category