Chez les Mi

Chez les Mi Chez Les Mi, votre supermarché de quartier, allie convivialité et qualité avec une large gamme de produits locaux.

Profitez également de notre pizzeria et snack pour des pauses gourmandes et des plats savoureux sur place, à emporter ou à livrer. Chez Les Mi, votre épicerie de quartier, nous vous proposons une sélection rigoureuse de produits locaux et de qualité, complétée par une variété d’articles essentiels à des prix attractifs. Découvrez nos rayons de produits frais, nos incontournables du quotidien, ains

i que notre pizzeria et snack, où vous pourrez savourer de délicieuses pizzas au feu de bois et des encas gourmands sur place. Notre priorité : vous offrir une expérience agréable et répondre au mieux à vos attentes

Salama o   fans Ampahafantarina isika fa tonga ny Gaz ho antsika izay efa niandry. ✅ TSY MISOKATRA ny tsena (satria tala...
26/05/2026

Salama o
fans
Ampahafantarina isika fa tonga ny Gaz ho antsika izay efa niandry.

✅ TSY MISOKATRA ny tsena (satria talata anio, tsy misokatra izahay isaky ny talata) fa afaka mandefa MP na manatona mivantana eo amin'ny vavahady mifanila amin'ny tsena (vavahady mainty) izay mila gaz.
⚠️ ho fandaminana dia hatramin'ny 6 Ora hariva ihany ho amin'ny anio.

Misaotra tompoko

Une bonne pizza 🍕Une belle ambiance ✨Les bonnes personnes ❤️Bienvenue chez Chez les Mi 😄
24/05/2026

Une bonne pizza 🍕
Une belle ambiance ✨
Les bonnes personnes ❤️

Bienvenue chez Chez les Mi 😄

Chez nous, ce n’est pas seulement une histoire de pizza…C’est une ambiance, une famille, des moments partagés et beaucou...
09/05/2026

Chez nous, ce n’est pas seulement une histoire de pizza…
C’est une ambiance, une famille, des moments partagés et beaucoup d’amour ❤️

✨ Les vraies Mi de Chez les Mi en version Chibi 😄💛

💛 Misaotra anareo manohana sy miaraka amin’i Chez les Mi isan’andro.
06/05/2026

💛 Misaotra anareo manohana sy miaraka amin’i Chez les Mi isan’andro.

Salama o 😊Noho ny fandaminana anatiny dia tsy misokatra ny CHEZ LES MI androany 4 May sy rahampitso 5 May. Misaotra tomp...
04/05/2026

Salama o 😊
Noho ny fandaminana anatiny dia tsy misokatra ny CHEZ LES MI androany 4 May sy rahampitso 5 May.
Misaotra tompoko

Salama o.🟢Ampahafantarina isika fa tsy dispo ny Terrasse ny alahady hoavy izao (3 Mai 2026) 😊Misokatra kosa ny fivarotan...
30/04/2026

Salama o.
🟢Ampahafantarina isika fa tsy dispo ny Terrasse ny alahady hoavy izao (3 Mai 2026) 😊
Misokatra kosa ny fivarotana sy ny resto (izany hoe ny ao ambany rehetra misokatra hoantsika rehetra toa ny mahazatra ihany).

---•---•---
Aza misalasala mandefa hafatra miafina raha mahaliana anao ny hanao fety ao amin'ny Chez les Mi Terrasse (anniversaire, fihaonamben'ny fianakaviana na mpiara miasa...).
Izahay no mikarakara ny zava-drehetra :
🍽️ Sakafo matsiro sy miavaka (Buffet na menu na cocktail) + 🍰Mofomamy @ izay itiavanao azy + 🍹Zava-pisotro isan-karazany (Masaja rhum 😉)
🎶 Ambiansy mafana misy DJ
🎤 Karaoké & Sono
🎈 Décoration manaraka ny lohahevitra (thème) tianao
📹 Vidéoprojecteur
📸 Shooting sary ataon'ny mpaka sary matihanina

coucou 😊 Androany alahady tontolo hatramin'ny 7 ora hariva dia mitsena anareo am-pitsikiana izy telo vavy Mi 💕 Ry zareo ...
19/04/2026

coucou 😊
Androany alahady tontolo hatramin'ny 7 ora hariva dia mitsena anareo am-pitsikiana izy telo vavy Mi 💕
Ry zareo ihany koa no mandray ny téléphone androany hoan'izay manao commande en ligne (038 65 224 60) 😊

Noho ny fandalovan'i MI roa eto an-tanindrazana dia manolotra "Dégustation Pizza" maimaimpoana (*) izy roa androany alak...
16/04/2026

Noho ny fandalovan'i MI roa eto an-tanindrazana dia manolotra "Dégustation Pizza" maimaimpoana (*) izy roa androany alakamisy 16 Avril, hatramin'ny 6 ora hariva.

👉 (*) Mandrapalanin'ny pizza nomanin'izy ireo

Mandroso an-trano oooooo

Ireo no Mi maha Chez les Mi ry zareo ☺️☺️☺️

Aiza ianareo fa izahay efa ato oooo !!!! ☺️
10/04/2026

Aiza ianareo fa izahay efa ato oooo !!!! ☺️

06/04/2026

Averina avoaka kely ity vidéo mampiseho ny misy ny Chez les Mi ooooo

Mandroso an-trano oooo ☺️☺️☺️☺️

Address

Avarajozoro, Ambatolampy Tsimahafotsy
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 06:00 - 19:00
Wednesday 06:00 - 19:00
Thursday 06:00 - 19:00
Friday 06:00 - 19:00
Saturday 06:00 - 19:00
Sunday 10:00 - 19:00

Telephone

+261327329524

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez les Mi posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category