CAKE BOUM by Rijaniaina

CAKE BOUM by Rijaniaina 🥦Essayez nos produits sans y être déçu 🥦
🌷Merci d'aimer ma page,merci de me suivre🌷

Hallo😍J'adore cuisiner des plats simples
30/03/2026

Hallo😍
J'adore cuisiner des plats simples

Salama e,Niato kely noho ny olana iaraha-mahalala,zavatra tena tiako ❤nataoko asa mihitsy ny mofomamy sy ny tontolony,fa...
05/10/2025

Salama e,
Niato kely noho ny olana iaraha-mahalala,zavatra tena tiako ❤nataoko asa mihitsy ny mofomamy sy ny tontolony,fa mbola hiverenako ihany,fa mandrapa aloha dia ianoka ny sakafo traikefan'ny firenena hafa Aho.
Tsy mora ny mandraharaha,indrindra amin'ity sehatra ity,fa mbola mino sy manantena fa hotafarina foana.
Mirary soa dia mankasitraka foana ny mpanaraka ny pejy sy ireo efa mpanjifa.

Hello🥰Bonne fête à toutes les Mamans ❤️Voici mes PAO
25/05/2025

Hello🥰
Bonne fête à toutes les Mamans ❤️
Voici mes PAO

Bonsoir,🥰Nos mignardises 👈
16/02/2025

Bonsoir,🥰
Nos mignardises 👈

Bonjour à tous,Mieux vaut t**d que jamais 💚💚Bonne et heureuse année à vous tous.Que cette nouvelle année nous apporte la...
18/01/2025

Bonjour à tous,
Mieux vaut t**d que jamais 💚💚
Bonne et heureuse année à vous tous.
Que cette nouvelle année nous apporte la santé,le succès,pour qu'on accomplira nos futurs projets.
Nos best-seller : FEUILLETÉ POULET FROMAGE ET CHOUX À LA CRÈME.👈

Produit du jour : Nos éclairs🥰
20/12/2024

Produit du jour : Nos éclairs🥰

Salama Daholo,Mbola mitohy hatrany ny fandraisana commande,ireto aloha no vita Dia mankasitraka foana 🌷
18/11/2024

Salama Daholo,
Mbola mitohy hatrany ny fandraisana commande,ireto aloha no vita Dia mankasitraka foana 🌷

Mankasitraka foana 🌷
29/10/2024

Mankasitraka foana 🌷

Salama Daholo 😍Hatramin'izay Dia   foana tamin'ity sehatra iray ity,👉Misaotra ireo groupe maro samihafa fa fianarana foa...
21/10/2024

Salama Daholo 😍
Hatramin'izay Dia foana tamin'ity sehatra iray ity,
👉Misaotra ireo groupe maro samihafa fa fianarana foana ny fiainana.
❤️❤️ Zavatra efa natao tamin'ny Mbola autodidacte ireto🥦🥦
Mbola te hivoatra Dia mba namonjy Atelier amin'izay,tsy ho leo hianatra,vonona foana 🎂

Salama Daholo e🥂Hatreto Dia sur commande Daholo .Mankasitraka hatranyTeto Dia 2 lot de 5 feuilletés POULET FROMAGE (+600...
11/10/2024

Salama Daholo e🥂
Hatreto Dia sur commande Daholo .
Mankasitraka hatrany
Teto Dia 2 lot de 5 feuilletés POULET FROMAGE (+600g) pour 10000ariary .
Et un CAKE MARBRÉ CHOCO VANILLE (+650g) pour 10000ariary.
Alefao 2na 1j en avant ny commande.

Bonjour à tous,Nos mignardises sucrés🍓🍓
09/10/2024

Bonjour à tous,
Nos mignardises sucrés🍓🍓

Address

Rasalama
Antananarivo

Telephone

+261389540691

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CAKE BOUM by Rijaniaina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category