LE RUBIS Restaurant

LE RUBIS Restaurant Restaurant / Cuisine chinoise / Plat malagasy / Service Traiteur

Eto aho dia maneho fisaorana ho anareo izay nanohana ny VITA MALAGASY   sy izay mbola anohana,Voaray daoly ny fanatsaran...
02/01/2024

Eto aho dia maneho fisaorana ho anareo izay nanohana ny VITA MALAGASY sy izay mbola anohana,
Voaray daoly ny fanatsarana sy ny fitiavanareo azy, ary vonona izay fa anao ny fanatsarana azy ambonibony kokoa no ny teo aloha.
Mankasitraka 🙏ireo point de vente rehetra sy ny mpajifa na eto Mada na ny any ampita rehetra any 👍👊🏻

**o

Salama oAnisan'ny asa nahafinaritra ny fanantanterahana azyAfaka manao réservation de date hatrany, aza misalasala mande...
02/11/2022

Salama o
Anisan'ny asa nahafinaritra ny fanantanterahana azy
Afaka manao réservation de date hatrany, aza misalasala mandefa mp na miantso anay 😊

Ndao handramana miaraka @ laoka andavanandro na tsakitsaky na goûter👌🌶️🤤SAKAY ANAKAY 🤤🌶️Mandray commande hatrany hatrany...
13/10/2022

Ndao handramana miaraka @ laoka andavanandro na tsakitsaky na goûter👌

🌶️🤤SAKAY ANAKAY 🤤🌶️

Mandray commande hatrany hatrany izahay vokatra sakay ity 😊 @ vidiny 5.500 ariary ny 250ml

✅ Mandray commande isanandro
🚲Livraison possible
🛒Point de Récupération : Itaosy sy Anosy
📞 Contact : 0344216243 / 0342464343

Alefaso ary n commande ô!😀
21/09/2022

Alefaso ary n commande ô!😀

AODY OO 📢📢🆕🆕🆕🆕🆕🆕🌶️SAKAY ANAKAY🌶️🤤Tsy vaovao moa izy ity satria maro no efa nankafy ity sakay tsaratsiro be ity tato @ Le...
21/09/2022

AODY OO 📢📢
🆕🆕🆕🆕🆕🆕
🌶️SAKAY ANAKAY🌶️🤤
Tsy vaovao moa izy ity satria maro no efa nankafy ity sakay tsaratsiro be ity tato @ Le Rubis Restaurant 😊
Ndao ary hanjifa azy ity e
✅5.500ar ny 250ml
✅Mandray commande par mp na contact : 034 42 162 43 / 034 24 643 43
✅Livraison possible en ville, GRATUITE si Itaosy ou à récupérer Le Rubis Itaosy

Santiona sakafo nandritra ny fety 😋
28/06/2020

Santiona sakafo nandritra ny fety 😋

Na dia efa harivariva aza dia tsy hadino ny mirary fety sambatra ny ray rehetr ❤
21/06/2020

Na dia efa harivariva aza dia tsy hadino ny mirary fety sambatra ny ray rehetr ❤

18/06/2020

Vous vous demandez que comment fait-on pour accéder aux prestations ?
Travailler sur l'organisation d'un repas de week-end, l'organisation logistique lors d'une vente expo, assistance à une réunion et en faire un compte rendu, livraison à domicile de repas commandés...ont juste commencé par un coup de fil et quelques échanges
Nous sommes disponibles pour vous ;)
Rendez-vous sur le groupe également : https://www.facebook.com/groups/2119950231485002/

17/06/2020

Bonjour,
Nous avons créé le groupe : Groupe sur la conciergerie privée à Tana pour être plus proches de vous.
Vous pourriez nous poser vos questions, vous pourriez rechercher des services, nous pourrions échanger des informations utiles et bien d'autres....
Thème d'aujourd'hui, Qui sommes-nous?
Je vous invite donc à accéder au groupe (lien ci-dessous)
https://www.facebook.com/groups/2119950231485002/

Address

Ambonisoa Itaosy Près Station JOVENA
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 11:00 - 14:30
17:00 - 21:00
Wednesday 11:00 - 14:30
17:00 - 21:00
Thursday 11:00 - 14:30
17:00 - 21:00
Friday 11:00 - 14:30
17:00 - 21:00
Saturday 11:00 - 14:30
17:00 - 21:00
Sunday 17:00 - 21:00

Telephone

261325934537

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LE RUBIS Restaurant posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category