29/06/2026
Mitady poketra sady tsara tarehy no matanjaka ary mora ampifandraisina amin'ny fitafiana rehetra?
✅ Kalitao tsara
✅ Lehibe ny toerana anatiny
✅ Azo entina miasa, mandehandeha na mivoaka
✅ Endrika classy sy moderne
💙 Misy loko Bleu sy 🤍 Blanc.
⚠️ 1 avy isaky ny karazany ihany.