Bravo Votre restaurant à Tana

07/01/2024
Recette PhôSoupe vietnamienne traditionnelle.Ireto avy no ilaina :Henomby fananganyPâte de rizTongolo oignonTongolo ravi...
09/05/2020

Recette Phô
Soupe vietnamienne traditionnelle.

Ireto avy no ilaina :
Henomby fanangany
Pâte de riz
Tongolo oignon
Tongolo raviny - Ciboulette
Sakamalao
Soja
Salade Laitue
Anana bemola na petsay
Epices samihafa
Fangarony hafa tsiambaratelo . . .

Tandremo : tsy mampiasa Vetsin na cube jumbo mihitsy.

Fanaovana azy :
Tenehina 1 ora ny épices sy ny fangarony hafa
Arotsaka andrahoana ny hena tsy mitetika. Ary tohizana 2ora ny fitenehina.
Esorina ny hena sasana amin'ny rano mangatsiaka ary didiana manify.
Averina andrahoana 3ora mandrapahaleminy tanteraka manara-molotra.

Service :
Atao anaty bol ny bouillon sy ny hena voatetika.
Arotsaka ny pâte de riz efa masaka
Arotsaka ny fangarony ambiny : oignons voatetika, pousses de soja, ciboulette anana sy salade.

Sira sauces arak'izay tiana.

Mazotoa homana !

Misokatra manomboka androany ny Bravo! Arcades
08/05/2020

Misokatra manomboka androany ny Bravo! Arcades

MIVERINA MISOKATRA IZAHAY.VONONA NY HANDRAY ANAREO INDRAY.
08/05/2020

MIVERINA MISOKATRA IZAHAY.
VONONA NY HANDRAY ANAREO INDRAY.

13/04/2020

bravo! dia misaotra sy mankasitraka anareo marobe nanome toky nitsidika.
Prenez soin de vous.
A bientôt !

Address

43, Avenue Du 26 Juin, Analakely
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 10:00 - 21:30
Tuesday 10:00 - 21:30
Wednesday 10:00 - 21:30
Thursday 10:00 - 21:30
Friday 10:00 - 22:00
Saturday 10:00 - 22:00
Sunday 10:00 - 21:30

Telephone

+261340327286

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bravo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Bravo:

Share