AVIA MONA

AVIA MONA AVIA MONA amiagna raha manjary �

🥩MINE SAO MIXTE TERRE & MER AVIA MONA 🍤Feno be, matsiro b ary masaka tsara ka mamoaka tsiro milay be 😋❤️   TSISY KISOA 🚫...
15/05/2026

🥩MINE SAO MIXTE TERRE & MER AVIA MONA 🍤

Feno be, matsiro b ary masaka tsara ka mamoaka tsiro milay be 😋❤️

TSISY KISOA 🚫
👉 Isaky ny mampiditra azy ambava dia fahafinaretana tanteraka.

🚚MITOHY ISANANANDRO NY LIVRAISON À DOMICILE 📲
☎️Tel : 032 69 951 92 (ANTANANARIVO)
032 70 242 44(MAROATSETRA)

14/05/2026

🛵LIVRAISONS 7jours/7 🚚✅

SAKAFO AZO ANTOJA SY MAHAVOKY ARY MAHAZO CADEAUX SURPRISE DAHOLO NY NOUVEAUX CLIENTS VAOVAO 😋❤️

☎️Tel : 032 69 951 92 (ANTANANARIVO)
032 70 242 44(MAROATSETRA)

02/05/2026

🚚✅MITOHY ISANANANDRO NY LIVRAISON À DOMICILE 🍝🍜🏠❤️

Sakafo madio, mahavoky ary matsiro satria natao antsitrapo ary natao ampitiavana

☎️Tel : 032 69 951 92 (ANTANANARIVO)
032 70 242 44(MAROATSETRA)

🍽️ Tsy mila mahandro intsony… efa vonona ny sakafo azo antoka sady efa (Bien emballé 🎁✅)😍Sakafo mafana sy matsiro, voaom...
20/03/2026

🍽️ Tsy mila mahandro intsony… efa vonona ny sakafo azo antoka sady efa (Bien emballé 🎁✅)
😍Sakafo mafana sy matsiro, voaomana tsara, tonga mivantana aminao.

🚚🛵MANAO LIVRAISON HATRANY 🚚🛵

Contacts :
☎️ (ANTANANARIVO - 032 69 951 92 ou Mp sur AVIA MONA )
(MAROANTSETRA - 032 70 242 44 ou Mp

🥢 Sakafo mafana vao vita…Croquette de poulet sy Mine Sao poulet 🍝.Tonga lafatra ho an’ny atoandro na hariva 😋🛵MANAO LIVR...
14/03/2026

🥢 Sakafo mafana vao vita…
Croquette de poulet sy Mine Sao poulet 🍝.
Tonga lafatra ho an’ny atoandro na hariva 😋

🛵MANAO LIVRAISON HATRANY 🚚

☎️Tel : 032 69 951 92 (Antananarivo)

12/03/2026
09/03/2026

🥟🥟Wan Tan Spécial ou Tsiridritra 🥟🥟

Fangaro voafantina tsara, fonosina amin’ny pâte malefaka. 🥟🍲
Azo atao frite, azo hafangaro la soupe, hafaka hoanina amzao ❤️❤️

🛵MANAO LIVRAISON HATRANY🚚

☎️ Tel : 032 69 951 92 (Antananarivo)
032 70.242 44 (MAROANTSETRA)
032 ……………..(Nosy Be hell ville à bientôt)

Tsiro manankarena, fofona manintona, ary texture tsy manam-paharoa . 🍜
Natao ho an’ireo tia sakafo kely nefa matsiro ary manara-penitra.🍲

04/03/2026

🍽️ Rehefa noana, safidio ny tsiro tena izy.
Na atoandro na hariva, misy sakafo mafana, matsiro ary mahavoky.

🚚MANAO LIVRAISON ISANANDRO 🛵

☎️Tel 032 69 951 92 (Antananarivo)

032 70 242 44 (Maroantsetra)

Akora vaovao, fikarakarana madio, tsiro voalanjalanja mba hanomezana fahafaham-po hatramin’ny farany.

⏰ Mandray commande isanandro
📩 Miantso avy hatrany na alefaso message dieny izao dia avelao izahay hikarakara ny ambiny.

23/02/2026

🚚🛵LIVRAISON À DOMICILE 🛵🚚

☎️Tel : 032 69 951 92

Ankoatra ny sakafo matsiro isan’andro, dia manolotra service traiteur ihany koa izahay ho an’ny :
• Entreprise
• Conférence & réunion
• Événement isan-karazany

✅ Fikarakarana matihanina
✅ Sakafo voalanjalanja sy kalitao
✅ Afaka manome facture ara-dalàna misy NIF & STAT ho an’ny société

👉 Safidy azo antoka ho an’ny orinasa mitady kalitao, fahatokisana, ary serivisy tena matotra.

09/02/2026

🍜🍲🥟AVIA MONA 🍲🥟🍜

Soupe tsotra kely nefa spécial iany rehefa andramana 🍜
Mandray commande sakafo rehetra izay tianao izahay 🍝

🚚MANAO LIVRAISON HATRANY 🛵
☎️Tel :
032 69 951 92 (ANTANANARIVO)
032 70 242 44 (MAROANTSETRA)

Address

Ambohipo
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AVIA MONA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category