10/12/2025
Lasa indray izao ary 🤩
Zoma efa akaiky annh, Hiaraka hanala azy be indray isika miaraka amin'izareo tarikaTia Mooz'Ik Orchestra 🥰 Hisy open mic sy open scène hirahantsika amin'izareo.
📍Fotoana : Vendredi 12 décembre 2025 ao amin'ny Hôtel Henintsoa by pass ambohimangakely 400m après rond point Amoronakona côté gauche avant d'arriver au Mada Espace.
Entrée libre, consommation obligatoire
Infoline : +261 385272095
BAZ 🎇
Base de l'ambiance, de la bonne bouffe et de la bonne musique🎊🍔
Contact : +261 38 52 720 95