27/11/2025
‼️Occasion à saisir ‼️
Tany amidy efa voajary Alakamisy Fenoarivo .(Manankasina ) TOMPONY DIRECT.
-🍊Voasary efa mamokatra 300 fototra
-☕️café arabica 2 taona mahery 150 isa
-✔️zana -boakazo maro hafa :manga, zavoka , pibasy , ananambo , oliva,,,,
-🏠trano gardien
-✔️mifefy tamboho gasy
-✔️lavadrano
-✔️dobo fanondrahana miisa5
Vidiny 30 000 ar/m2 , taratasy mazava tsara sy azo antoka , titré,borné @ tompony mivantana
Refiny 4880 m2
Contact 034 07 561 11/ 033 14 704 87
034 13 239 56