12/03/2026
Salama daholo, betsaka ny manontany hoe tsy manao gĂąteau intsony ve Sublime Slice? Hatreto aloha mbola tsy afaka mandray commande izahay noho ny olana ara-teknikađ„Č
Miteny anareo eto ihany rehefa miverina mandray commandeâșïž
Mankasitraka fona anareo rehetra clientsđ„° ho avy tsy ho ela izahayâ€ïžâŠ
Merci pour votre compréhension.
Sublime Slice