25/06/2026
🇲🇬 ARAHABAINA TRATRY NY ASARAMANITRA E ! 🇲🇬
Amin’izao fankalazana ny 26 Jona 2026 izao, mirary fety sambatra ho antsika rehetra ny ekipa Pizzamania 🎉
Mankalazà miaraka amin’ny fianakaviana sy namana, ary aza adino fa vonona handray anareo foana izahay 🍕✨
🕘Misokatra 7j/7 sy amin’ny andro fety - Ora fisokafana : 9h – 22h
Tongava maro fa miandry anareo izahay !
❤️💚🤍
.......