Kitono

Call Directions

Kitono Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kitono, Bar & Grill, mahazoarivo Sud, Antsirabe.

Raha amzao andro talata zao dia inona no tokony sotroina miaraka amty brochette de poulet matsiro kely ity? 😂Perso aloha...
20/10/2026

Raha amzao andro talata zao dia inona no tokony sotroina miaraka amty brochette de poulet matsiro kely ity? 😂
Perso aloha dia atomboka amle maivana 🤪🤪

Aza adino ny rendez vous atsika rehetra rapitso ❤️
17/10/2026

Aza adino ny rendez vous atsika rehetra rapitso ❤️

Devinette du jour: firy ny isan’ireto brochette ireto 🤔🍻Aza adino fa misokatra izahay manomboka 13h à 23h an
14/10/2026

Devinette du jour: firy ny isan’ireto brochette ireto 🤔🍻
Aza adino fa misokatra izahay manomboka 13h à 23h an

😌✨ MI-CHILL KELY TSY ADINO FA ZOMA E! 🍹🎶
09/10/2026

😌✨ MI-CHILL KELY TSY ADINO FA ZOMA E! 🍹🎶

Combo parfait ity 😉Escalope de poulet grillé avec Gold blanche 🍻, tsy voatery Mila namana kosa ty fa afaka vitaina rery ...
08/10/2026

Combo parfait ity 😉
Escalope de poulet grillé avec Gold blanche 🍻, tsy voatery Mila namana kosa ty fa afaka vitaina rery mintsy 👌

Fa tena misy olona tsy ampoizina mintsy fa FRESH no boisson commandiny 🤔Mentioneo le akamanao Team Fresh iny e 😉
07/10/2026

Fa tena misy olona tsy ampoizina mintsy fa FRESH no boisson commandiny 🤔
Mentioneo le akamanao Team Fresh iny e 😉

Mampatsiaro an’ny Bord mintsy ty miaraka am  bière bien glacé 👌🤤🤤Kitono: Parking Bararata avaratry ny voirie
04/10/2026

Mampatsiaro an’ny Bord mintsy ty miaraka am bière bien glacé 👌🤤🤤
Kitono: Parking Bararata avaratry ny voirie

03/10/2026

Rehefa misy olana iny mintsy no tena makaty Amin’ ny Kitono fa tonga de adinonao zay mivoaka eo enao 😂🫨🫨

02/10/2026
Toerana iray tsotsotra kely izay 🎶🎶Misokatra ho anareo izahay an 😉
30/09/2026

Toerana iray tsotsotra kely izay 🎶🎶
Misokatra ho anareo izahay an 😉

Address

Mahazoarivo Sud
Antsirabe
110

Opening Hours

Tuesday 13:00 - 23:00
Wednesday 13:00 - 23:00
Thursday 13:00 - 23:00
Friday 13:00 - 23:00
Saturday 13:00 - 23:00
Sunday 13:00 - 23:00

Telephone

+261325090956

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kitono posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category