Le Dragon Rouge

Le Dragon Rouge Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Le Dragon Rouge, Restaurant, Antsirabe.

14/05/2026

Misokatra daholo Dragon Rouge eo antsenakely sy Dragon pizza ao aminy Elysium androany tontolo.Mankasitraka indrindra tompoko

Fantatrao vé fa manana pizza au feu de bois tsara bé izahay🥰🥰🥰Box Dragon pizza (Elysium plaza ampatana)0340346757
10/05/2026

Fantatrao vé fa manana pizza au feu de bois tsara bé izahay🥰🥰🥰

Box Dragon pizza (Elysium plaza ampatana)
0340346757

Izy indray ara 2eme gagnant antsika tamilay jeu e🥰🥰🥰Dragon rouge (andrefan'ny canal plus antsenakely)0347622685
05/05/2026

Izy indray ara 2eme gagnant antsika tamilay jeu e🥰🥰🥰

Dragon rouge (andrefan'ny canal plus antsenakely)

0347622685

Félicitations Mme Tahiry oh 🥰🥰🥰0347622685Dragon rouge (andrefan'ny canal plus antsenakely)
04/05/2026

Félicitations Mme Tahiry oh 🥰🥰🥰

0347622685
Dragon rouge (andrefan'ny canal plus antsenakely)

Akory liii eee🥰🥰Ndao hilalao kely!!Zay olona roa (samihafa) mahamarina tsy diso mahazo amin' ireo sakafo ireo.Inona no a...
29/04/2026

Akory liii eee🥰🥰
Ndao hilalao kely!!
Zay olona roa (samihafa) mahamarina tsy diso mahazo amin' ireo sakafo ireo.
Inona no anarany sakafo miaraka aminy Prix any tsirairay😚😚

☎️0347622685
👉🏼 Dragon Rouge antsenakely

Fa aiza hoa ilay Dragon anaty soupe nareo e?!!!! hahaha Mbola mamoaka afo ao izy fa ity aloha ilay soupe Dragon tsy misy...
14/04/2026

Fa aiza hoa ilay Dragon anaty soupe nareo e?!!!!
hahaha Mbola mamoaka afo ao izy fa ity aloha ilay soupe Dragon tsy misy dragon 🤣🤣

-horaire 10h à 22h
-20m miala canal plus antsenakely
☎️ 0347622685

11/04/2026

Big shout out to my newest top fans! Fiderana Ramamonjisoa Pitsana, Mireille Truong Van Hanh, Manohy Chantal

Joyeuses Pâques daholo isika rehetra🥰🥰🥰Aza adino fa misokatra foana na ny restona ny pizza 🍕🍕🍕 👉🏼Dragon Rouge(à côté pmu...
05/04/2026

Joyeuses Pâques daholo isika rehetra🥰🥰🥰
Aza adino fa misokatra foana na ny resto
na ny pizza 🍕🍕🍕
👉🏼Dragon Rouge(à côté pmu bet Antsenakely)
👉🏼 Dragon pizza (Elysium plaza ampatana)

☎️0347622685

GRATUIT DAHOLO SAKAFONAY REHETRA ANDROANY AN🤣🤣🤣Inviteo namana ara sao tara eo nareo 🥰🥰
01/04/2026

GRATUIT DAHOLO SAKAFONAY REHETRA ANDROANY AN🤣🤣🤣
Inviteo namana ara sao tara eo nareo 🥰🥰

28/03/2026

Efa manimanitra fety mihintsiny izy zany an🥰🥰🥰
Mirary sabotsy mamy be hoantsika rehetra tompoko😘😘

28/03/2026

Big shout out to my newest top fans! Fiderana Ramamonjisoa Pitsana, Mireille Truong Van Hanh, Manohy Chantal, Irina Leanah

Address

Antsirabe
110

Telephone

+261347622685

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le Dragon Rouge posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category