Zakaranda Restaurant

Zakaranda Restaurant spécialité: soupe et divers plats. Se trouvant à 100m au nord du tribunal d’ antsirabe, côté gauche.

Salama daholo eee😁😁, Mbola akoho foana ny thème 😏 “ Tenders” 🫢 nefa 20.000Ar anie oah e Tongava amizay aloha 🤫📞: 034 64 ...
20/05/2026

Salama daholo eee😁😁,
Mbola akoho foana ny thème 😏 “ Tenders” 🫢 nefa 20.000Ar anie oah e
Tongava amizay aloha 🤫
📞: 034 64 786 77

Salamaa eee😉, sao dia mba hatao resaka “BURGERRRR” indray ohatra 😏, otrizao anie ny santionany e🤫, inona ny andrasana fa...
18/05/2026

Salamaa eee😉,
sao dia mba hatao resaka “BURGERRRR” indray ohatra 😏, otrizao anie ny santionany e🤫, inona ny andrasana fa tode iooo……..😄😄

Livraison: 034 64 786 77

Refa avy mivavaka iny de ity aloha ny bon plan ee 😏, santionanh ihany reo ah 😉 malaky sao tara eo indray 😁, Livraison: 0...
17/05/2026

Refa avy mivavaka iny de ity aloha ny bon plan ee 😏, santionanh ihany reo ah 😉 malaky sao tara eo indray 😁,

Livraison: 034 64 786 77

Alao averina indray ilay pizza fa tianareo anh🤫, bon plan week-end ato aminay e, Hena Be GM 30.000 Ar 😁, Aza adino koa n...
16/05/2026

Alao averina indray ilay pizza fa tianareo anh🤫, bon plan week-end ato aminay e,
Hena Be GM 30.000 Ar 😁,

Aza adino koa ny live promotion antsika rahariva anh😉, hahazoanareo surprise,

Livraison: 034 64 786 77

Zakaranda oah hafa ihany 😄

Zany hono re olona ah 😭, Cordon bleu hono ny thème androany, 20.000 Ar le izy anh, Afaka manao livraison koa isika 😉  Ia...
15/05/2026

Zany hono re olona ah 😭, Cordon bleu hono ny thème androany, 20.000 Ar le izy anh,
Afaka manao livraison koa isika 😉
Ianao sisa no andrasana e 😁

Livraison: 034 64 786 77

‼️ BÔJO ‼️ Tonga indray izahay ary 😁 Izao ny sopapa hatao sakafo androany e🫦🫦 sao tara Dia androany ihany, 😄 ye androany...
14/05/2026

‼️ BÔJO ‼️
Tonga indray izahay ary 😁
Izao ny sopapa hatao sakafo androany e🫦🫦 sao tara
Dia androany ihany, 😄 ye androany sao misy tara indray, “3.000 Ar “daholo ny livraison 📦

Livraison: 034 64 786 77

‼️ FADY KISOA ‼️Izay anie no anaranle izy iny re olona e😉, sady 25.000 Ar anefa 🫦, ataonao gouter sa aona 😉 Livraison: 0...
13/05/2026

‼️ FADY KISOA ‼️
Izay anie no anaranle izy iny re olona e😉,
sady 25.000 Ar anefa 🫦, ataonao gouter sa aona 😉

Livraison: 034 64 786 77

Raha asiana goûté pizza aloha hoe zao 🥰IZAY MAKA PIZZA GM TSY MISY FRAIS DE LIBRAISO  ZAO JUSQU'À 20H 😘😘🔥TEL: 0346478677...
11/05/2026

Raha asiana goûté pizza aloha hoe zao 🥰
IZAY MAKA PIZZA GM TSY MISY FRAIS DE LIBRAISO ZAO JUSQU'À 20H 😘😘🔥

TEL: 0346478677 NA 0324784433
AXE: ANTSIRABE VILLE ET PÉRIPHÉRIE
NORD:TOMBOTSOA
SUD : AMBOHIMENA
OUEST: TSIVATRINIKAMO

Ianao rehefa vizaka ny week-end iny🥹 sady hanombohana ny herinandro mahafinaritra 😄 dia izany ny soupe “zakaranda” , 16....
11/05/2026

Ianao rehefa vizaka ny week-end iny🥹 sady hanombohana ny herinandro mahafinaritra 😄 dia izany ny soupe “zakaranda” , 16.000 Ar anie nefa tode woaahhhhh🫦🫦🫦

Livraison: 034 64 786 77

❗️VENTE FLASH❗️AMIDY 30.000ARLOT 1 TSY MISARAKA :- TACOS SIMPLE 1 (10K)- MISAO ZAKARANDA 1 (16K)- PATE SECHE (10K)VALEUR...
10/05/2026

❗️VENTE FLASH❗️

AMIDY 30.000AR
LOT 1 TSY MISARAKA :
- TACOS SIMPLE 1 (10K)
- MISAO ZAKARANDA 1 (16K)
- PATE SECHE (10K)
VALEUR NA 41.000Ar, livraison fa tsy namaly ilay tokony aka azy

TONGA DIA LASA
Tel: 0346478677 ou 0324784433

Tsy noana ve 🤫, izany  TACOS BEUU ho an’ny ao an’trano aloha😄, 18.000Ar anieee Sa hatao livraison? 📦 📞: 034 64 786 77
10/05/2026

Tsy noana ve 🤫, izany TACOS BEUU ho an’ny ao an’trano aloha😄, 18.000Ar anieee
Sa hatao livraison? 📦

📞: 034 64 786 77

Address

24 B 42 C Rue Albert Sarrault
Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 11:30 - 21:00
Wednesday 11:30 - 21:00
Thursday 11:30 - 21:00
Friday 11:30 - 21:00
Saturday 11:30 - 21:00
Sunday 11:30 - 21:00

Telephone

+261324784433

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zakaranda Restaurant posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Zakaranda Restaurant:

Share

Category