JOY Manger sain avec des produits frais. ��������

13/03/2026

Mitsanitsanika mitsy izy zany zareo ahh 🤤
Merci be an'zareo nicommande an'reto fa tena hummmmm de rampitso ny fotoana ary ny recuperation eh 🤤 oka ftsn 😍
Prix : #45.000ar 🤯


🙄

Tongava tongava fa karakarainay milay eh ❤️🤗
18/12/2025

Tongava tongava fa karakarainay milay eh ❤️🤗

🍔🍟🍕🌭🌮🌯🥙🥘JOY😋😋😋😋😋
17/08/2025

🍔🍟🍕🌭🌮🌯🥙🥘JOY😋😋😋😋😋

Efa misokatra izahay ah 🥺❤️Tongava maro ary oh 🥰Hisy zava-baovao atsy hoatsy fa miteny eto iany izahay a 🙈😊 Mankasitra f...
09/01/2025

Efa misokatra izahay ah 🥺❤️

Tongava maro ary oh 🥰

Hisy zava-baovao atsy hoatsy fa miteny eto iany izahay a 🙈😊

Mankasitra fona oh 🙏

Samy tratran'ny taona vaovao daoly isika rehetra ❤️🥰Tena fisaorana mitafotafo no atolotray anareo rehetra nandritran'iny...
05/01/2025

Samy tratran'ny taona vaovao daoly isika rehetra ❤️🥰

Tena fisaorana mitafotafo no atolotray anareo rehetra nandritran'iny fety iny fa tena maro de maro nareo no tonga tao JOY 🙏❤️🥰

Ka noho izany de mba hidy kely izahay Manomboka rampitso ALATSINAINY katr@ALAROBIA 🥺

Fa hiverina hisokatra ndray ny ALAKAMISY hoavy zao 🙈😅

Mankasitraka be fona ry zareo de mirary taona vaovao mahafinaritra hoanareo izahay 🥰
Ho taona feno fahombiazana anie ity taona vaovao ity 😘😘🔥🔥

ary ny fotoana ary 😘

Miarahaba antsika rehetra  ankatokan'ny fety zao 🥰😊Faly izahay mampahafantatra nareo fa hisokatra fona izahay  fety rehe...
23/12/2024

Miarahaba antsika rehetra ankatokan'ny fety zao 🥰😊

Faly izahay mampahafantatra nareo fa hisokatra fona izahay fety rehetra izay hifandrimby na ny fankalazana ny Krismasy izany na ny taom-baovao Eny fa na ny talata alohan'ny fety arany 🔥😋

Koa nareo sisa ary no andrasana 🥰❤️
MIRARY FETY SAMBATRA HOANTSIKA DAHOLO 😘
Hôtel Prisme Antsirabe
Livraison: 0343744572 🚲

Tratrin'ny Asaramanitra daoly sahady isika rehetra  ohhh 🔥🎉🎆🎊🧨❗️❗️MISOKATRA IZAHAY ANDROANY AHH ❗️❗️Nareo sisa no endras...
25/06/2024

Tratrin'ny Asaramanitra daoly sahady isika rehetra ohhh 🔥🎉🎆🎊🧨
❗️❗️MISOKATRA IZAHAY ANDROANY AHH ❗️❗️

Nareo sisa no endrasana ary ohh 🥰❤️🤤
Merci be anareo sahady ihany koa 👊🥰
Toerana Hôtel Prisme Antsirabe
Tel 0343744572
Livraison mande fona ihany koa 🛵

Bol be androany ah...16h: Pologne  # Pays bas 🔥😈19h: Danmark  # Slovenie 🔥💪10h. : Serbie  # Angleterre 🔥⚽️Plan mety ko k...
16/06/2024

Bol be androany ah...

16h: Pologne # Pays bas 🔥😈
19h: Danmark # Slovenie 🔥💪
10h. : Serbie # Angleterre 🔥⚽️

Plan mety ko ky sady misakafo sy misotrosotro no mijery bol a..
Efa reo ambony reo ny programme de anao ko misafidy ary 👊⚽️🔥


Hôtel Prisme Antsirabe
TONGAVA MARO 🔥

Efa tonga iany koa ny WHISKY  avoavo razana hoan-tsika le nitady a 🍸🥂  milay hatrany netsika 😎‼️‼️Dispo sisa Red 2 pièce...
01/05/2024

Efa tonga iany koa ny WHISKY avoavo razana hoan-tsika le nitady a 🍸🥂
milay hatrany netsika 😎

‼️‼️Dispo sisa Red 2 pièces sy J&B 2 pièces ‼️‼️

Merci be hatrany le efa nividy sy hafa-po 🙏👊
💯
😅😂

Andro tsy fiasana sad mangatsitsika ny andro a 😅❄️🌨️ Ndao ndrya hiaraka  art betsabetsaka ny zavatra mafanafana fa tsy v...
01/05/2024

Andro tsy fiasana sad mangatsitsika ny andro a 😅❄️🌨️

Ndao ndrya hiaraka art betsabetsaka ny zavatra mafanafana fa tsy voatery sakafo iany a 🤗😊
‼️‼️SOUPE GOURMANDE, MM , BURGER CHICKEN, JOY'S PIZZA , FAT BOY 🔥🔥🔥🔥

Tongava maro ary
Toerana Est Gare ato Hôtel Prisme Antsirabe 🏢
Tel: 0343744572
Livraison ko mande fona hoanreo le tsy afaka mivoka ny trano fa mangatseka a 😂🥰
Bisous be daoly 🥰😘

Salama daholo ndray isika rehetra 🥰❤️ 🍝 PÂTES SÈCHE 20K (20.000AR)🍗 POULET CROUSTILLANT 15K (15.000ar)🍕 JOY'S PIZZA 23K ...
07/04/2024

Salama daholo ndray isika rehetra 🥰❤️

🍝 PÂTES SÈCHE 20K (20.000AR)
🍗 POULET CROUSTILLANT 15K (15.000ar)
🍕 JOY'S PIZZA 23K (23.000ar)
🍝 MINE-SAO XXL 20K (20.000AR)

Merci fa tatoato tena ireto no tena BEST SELLER tato fa miasaotra bdb anareo fona 👊🙏
🙏Milay be nareo ❤️
Tongava Maro fona 🔥🤗

Toerana: Hôtel Prisme Antsirabe
Tel: 0343744572
Livraison ko mande fona aaahh 🚴

Address

Antsinanan'ny Gare
Antsirabe
110

Telephone

+261329136302

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when JOY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share