Ny Soa Resto

Ny Soa Resto Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ny Soa Resto, Restaurant, Près BFV Ambohimena, Antsirabe.

Mini Resto & Fast Food specialité fromagère 🥰
Suggestion du plat: Pizza be Fromage 🧀
Ouvert du lundi au Samedi, 11h30-20h
Fermeture Hebdomadaire :Dimanche
Ambohimena près BFV
Livraison possible
📞034 53 457 13

mamy anie zan eee🥰androany ihany fa tongava ary ooomentioneo bae❤️sur place ou à emporter ou à  livrer tel: 034 53 457 1...
14/02/2026

mamy anie zan eee🥰
androany ihany fa tongava ary ooo
mentioneo bae❤️

sur place ou à emporter ou à livrer
tel: 034 53 457 13

Miray fo aminareo rehetra any tamatave izahay  samia mizara mba hi fifanampiana amin’ireo niara-boina
11/02/2026

Miray fo aminareo rehetra any tamatave izahay samia mizara mba hi fifanampiana amin’ireo niara-boina

Participez à la cagnotte "Solidarité pour les victimes du cyclone Gezani a Tamatave". Leetchi cagnotte en ligne sécurisée ✔️ Création gratuite ✔️

Ireto ny tsara vintana an🥰Manasa anareo hiditra mp tompoko☺️Araho foana ny page fa mbola maro ny jeu ho avy an🥰
06/02/2026

Ireto ny tsara vintana an🥰
Manasa anareo hiditra mp tompoko☺️

Araho foana ny page fa mbola maro ny jeu ho avy an🥰

Hello Ny Soa Lover 🥰volan’ny fifakantiavana hono ny février dia mba hizara fitia kely izahay amin’ny jp Crédit 😅tsy adin...
04/02/2026

Hello Ny Soa Lover 🥰
volan’ny fifakantiavana hono ny février dia mba hizara fitia kely izahay amin’ny jp Crédit 😅

tsy adino ny lalao fa amin’ny Zoma izao no ataotsika fisarihana ilay lalao dia izay mandresy mahazo ilay fanomezana 🎁

jp crédit yas na airtel na orange au am commentaire dia izay tsara vintana mahazo ooo

misy crédit 4 reo afaka apidirina malaky,bonus ho an’izay actif 😍
bonne journée 💥

ho Soa anie ity volana vaovao ity 🥰😍
02/02/2026

ho Soa anie ity volana vaovao ity 🥰😍

Hello hello😍🥰Tsy adinonay akory ity kilalao ity fa noho fahasoavana kely tonga ato aminay dia mihemotra kely fotsiny ny ...
26/01/2026

Hello hello😍🥰

Tsy adinonay akory ity kilalao ity fa noho fahasoavana kely tonga ato aminay dia mihemotra kely fotsiny ny fisarihana anh 🥰

Mbola asintsika 🎁 hafa fa aza mataotra
Bisous

Alarobia sahady ity ny andro 😍Team pizza sa tacos sa inona ilay tena tinareo ? 🍕😋Misokatra ho anareo izahay hatramin'ny ...
21/01/2026

Alarobia sahady ity ny andro 😍
Team pizza sa tacos sa inona ilay tena tinareo ? 🍕😋
Misokatra ho anareo izahay hatramin'ny 8ora alina an, na afaka miantso amin'ity laharana ity 0384951557 ihany koa dia aterinay tonga mafana any amnareo ny sakafo🥰
🥰

Maraina loatra ve?kilalao kely ho anareo abonné ary e,solon’ny fiarabana bonne année izay mbola tsy tara 😅 Tsotra kely a...
19/01/2026

Maraina loatra ve?

kilalao kely ho anareo abonné ary e,solon’ny fiarabana bonne année izay mbola tsy tara 😅

Tsotra kely anie lalao e,

💥 lazao ao amin’ny commentaire sakafo tinareo ato aminay.
💥mentioneo namana 2 hanao pro hiaraka ikaly aminareo
💥partageo amin’ny mode public ity publication ity

izay fa bonne chance daholo, olona 2 no sarihana
N°01= mahazo bon d’achat 30000 ar
N°02= mahazo plat 1 izay tiany

amin’ny sabotsy 24janvier mivaly lalao

Nb: Alatsinainy hatramin’ny Asabotsy izahay misokatra sy manao livraison ho anareo foana anh🥰,

📞📞034 53 457 13
🏠 Ny Soa Resto Ambohimena

Ela be kay izahay tsy nanao Livraison gratuite e?Ndao ary eee,Livraison gratuite no anombohatsika azy, ho avy eo ihany l...
09/01/2026

Ela be kay izahay tsy nanao Livraison gratuite e?
Ndao ary eee,Livraison gratuite no anombohatsika azy, ho avy eo ihany lalao bonne année sy cadeau bonne année ho an’i client 🥰

034 53 457 13

07/01/2026

Asina cadeau bonne année ve eee? 🤭
Mbola tsy tara kosa fa androany matsy izahay vo nisokatra🥰

Youpiii 🥰Ela ela izahay tsy nihaona taminareo?Aza malaelo intsony fa efa miverina misokatra izahay manomboka androany to...
07/01/2026

Youpiii 🥰
Ela ela izahay tsy nihaona taminareo?
Aza malaelo intsony fa efa miverina misokatra izahay manomboka androany toy ny ora mahazatra 🥰

Efa afaka mamaly mp,mandray appel ,manao livraison sns..

Tongavasoa indray ary ee🥰🤩

miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona 2026 🥰samia ho tahin’Andriamanitra daholo eeeNb:tsy misokatra izahay fa am...
01/01/2026

miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona 2026 🥰

samia ho tahin’Andriamanitra daholo eee

Nb:tsy misokatra izahay fa amin’ny 07 janvier indray mihaona ee,mba aka aina kely aloha ny ekipe 🥰

Address

Près BFV Ambohimena
Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 11:00 - 20:00
Tuesday 11:00 - 20:00
Wednesday 11:00 - 20:00
Thursday 11:00 - 20:00
Friday 11:00 - 20:00
Saturday 11:00 - 20:30

Telephone

+261345345713

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Soa Resto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category