M'Sakafoo

M'Sakafoo Petite Gargote qui vous propose des petits plats propres, délicieux à prix abordable. Notre mot d'ord

19/01/2022

Tompokolahy sy tompokovavy, mampahafantatra anareo izahay ato amin'ny gargote M' Sakafoo fa noho ny fiakaran'ny hofatrano sy ny vidin'entana dia voatery hikatona izahay amin'ny faran'ity volana ity fa hanandrana hivarotra en ligne, raha mila sakafo ianao dia ireto no azonay atao ary maimai-poana ny saran'ny fanaterana saingy mila manao kaomandy iray andro mialoha. Ity ny nomerao 0346177928
-vary sy laoka nahandro gasy.
-composé
-lasopy
-sambos, nems
-yaourt
- jus
Misaotra anao manohana ny orinasa Malagasy. Mirary soa ny rehetra.

15/07/2020

Manoloana ny fihanak'ity valan'aretina ity, ho fitsinjovana anareo mpanjifa sy ireo mpiasan'ny M'Sakafoo dia hikatona ny toeram-pisakafoanantsika M'Sakafoo. Ianareo te hanao kaomandy manokana dia afaka miantso ny 0346177928 ka iray andro mialoha ny ilana ny sakafo no manao kaomandy. Mangataka ny famindrampon'Andriamanitra ho antsika eto Madagasikara. Soava tsarà avokoa tompoko!

13/04/2020

Mba hisorohana ny fiatraika ara-toekarena an'ity fihibohana ity eo amin'ireo olona miasa ao amin'ny M'Sakafoo dia hisokatra manomboka rahampitso ny toeram-pisakafoananao. Amin'izany anefa dia hanaja ny elanelana 1 metatra izahay sy hampiasa arovava ary hanisy fitaovana afaka hanasana tanana ho an'ny mpanjifa. Ary manentana ny fividianana sakafo entina mody koa. Mirary soa ny rehetra!

21/03/2020

Ry mpanjifa hajaina, noho ny toe-draharaha eto amin'ny firenena sy ho fiaraha-mientana mba tsy hiparitahan'ilay valan'aretina covid-19 dia hikatona ny gargote-ntsika mandritra ny fotoana tsy voafetra. Ho lazaina eto ihany rehefa hisokatra indray. Mirary antsika rehetra ho lavitr'io areti-mandoza io ka mbola hihaona indray tsy ho ela. Ahenao ny fivezivezena. Arovy ny tenanao, arovy ny hafa. Samy ho tahian'Andriamanitra anie isika

Indro sary vitsivitsy ny amin'ny endriky ny M'Sakafoo amin'ny taona ho avy :)
26/12/2019

Indro sary vitsivitsy ny amin'ny endriky ny M'Sakafoo amin'ny taona ho avy :)

26/12/2019

Mampandre anareo mpanjifa hajaina izahay ato amin'ny M'Sakafoo fa haka aina kely sy hanatsara ny fomba fiasa ka hikatona ary hiverina hisokatra indray amin'ny faha-enina Janoary 2020 raha sitrapon' Andriamanitra ilay mpandahatra. Koa mirary faran'ny taona feno fifaliana ary taom-baovao feno fitahiana ho antsika rehetra! :)

Ny sakay aroso ato amin'ny M'Sakafoo dia tsy mba irony vidiana eny an-tsena izay tsy azo antoka ny fahadiovany ireny fa ...
22/05/2019

Ny sakay aroso ato amin'ny M'Sakafoo dia tsy mba irony vidiana eny an-tsena izay tsy azo antoka ny fahadiovany ireny fa izahay mihitsy no manao azy. Maro ianareo no mankafy azy koa manomboka izao dia afaka mividy ho entina mody ianao amin'ny vidiny mirary hatrany. :)

Ireo ... miampy ny mpaka sary :) izahay no miketrika ny sakafo ao amin'ny M'Sakafoo. Koa manasa anao hanandrana :) Mbola...
03/04/2019

Ireo ... miampy ny mpaka sary :) izahay no miketrika ny sakafo ao amin'ny M'Sakafoo. Koa manasa anao hanandrana :) Mbola tanora daholo (na ilay mpaka sary koa aza ;) ) , sady mazoto no te hiohitra amin'ny fiainana.

Mini pizza akoho eny amin'ny M'Sakafoo. 500 ariary. Miam!
19/03/2019

Mini pizza akoho eny amin'ny M'Sakafoo. 500 ariary. Miam!

Hisy gogosh (resety roumaniana) manomboka rahampitso ao amin'ny M'Sakafoo.
25/02/2019

Hisy gogosh (resety roumaniana) manomboka rahampitso ao amin'ny M'Sakafoo.

05/02/2019

Venez nous visiter à la gargote M'Sakafoo, nos petits gouters et plats Malagasy vous y attendent.

05/02/2019

Our "gargotte" is now open so come visit us and taste our Malagasy favourite snacks and food.:)

Address

Près La Voirie
Antsirabe

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261346177928

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when M'Sakafoo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to M'Sakafoo:

Share

Category