20/05/2026
Aiza daholo ireo mpankafy AMBONDRONA ? 🤩 herin’andro sisa dia hiaraka hifaly indray isika 🥰
Amin’ny Zoma 29 Mai izao ary ny fotoana manomboka @ 9 ora alina eto amin’ny Le Rêve Antsirabe ✨
Efa azonao jifaina ety an-toerana ny tapakila, efa vitsivitsy sisa ka sao tara😉
🎫 50.000Ar
📍Avenue des Thermes, 110 Antsirabe
📞 034 69 285 57
📧 [email protected]