La Panure

La Panure Du simple snack aux plats raffinés, vous aurez le choix, des plats de viandes en panure, frits ou g

- Mine-Sao Spécial- Salade charcutière- Salade printanière🍽👍
05/02/2021

- Mine-Sao Spécial
- Salade charcutière
- Salade printanière
🍽👍

Ireto ary ny sakafo azo atolotra ho anao rehefa mandalo aty aminay ianareo, mety hisy koa ny sakafo hafa izay afaka atol...
01/02/2021

Ireto ary ny sakafo azo atolotra ho anao rehefa mandalo aty aminay ianareo, mety hisy koa ny sakafo hafa izay afaka atolotra ho anareo 🙂

01/02/2021
Ito no repère mora ahitanao ny toerana "La Panure". Avy aty Mahazoarivo Nord aty amin'ny pavé no misy anay ary eo amin'i...
01/02/2021

Ito no repère mora ahitanao ny toerana "La Panure". Avy aty Mahazoarivo Nord aty amin'ny pavé no misy anay ary eo amin'ilay trano mena misy dokam-barotra Airtel mihitsy. Manasa anao ary ho tonga fa miezaka ny hanome fahafam-po ho anao izahay.

Misokatra ho antsika eto Antsirabe "La Panure", toerana fisakafoana vaovao eto Mahazoarivo Nord
01/02/2021

Misokatra ho antsika eto Antsirabe "La Panure", toerana fisakafoana vaovao eto Mahazoarivo Nord

Address

Mahazoarivo Nord
Antsirabe
110

Telephone

+261341527943

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La Panure posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category