OASIS Antsirabe

OASIS Antsirabe Créé en 1998, nous n’arrêtons pas de faire de notre mieux pour satisfaire nos clients.

12/03/2026
Les personnels de Restaurant L’OASIS en vacances
24/07/2025

Les personnels de Restaurant L’OASIS en vacances

24/06/2025

NY Restaurant L’OASIS Antsirabe dia miezaka hatrany amin’ny fahatsarana sy fitandrovana ny sakafo ho ara pahasalamana. Sakafo vaovao isan’ andro, voatandrina, tsy mampiasa menaka afatsy cachette, charcuterie avy amin’ny grande surface izay voamarina fa tsy hatahorana ny amin’ny vata fampangatsiahana. Koa Mitaona antsika mpanjifa hatrany ho tonga hisakafo ao Aminay. Fa ho tsara karakara ianao. Tahin’ny Tompo avokoa ry havako

12/05/2022

Mandehana Ianareo ka mitoria ny Filazantsara amin’ny olombelona rehetra

17/04/2022
Faly miarahaba antsika indray ny Restaurant L’OASIS. Niova kely ny carte ntsika nanomboka omaly. Niakatra kely ihany koa...
09/03/2022

Faly miarahaba antsika indray ny Restaurant L’OASIS. Niova kely ny carte ntsika nanomboka omaly. Niakatra kely ihany koa ny prix sasany. Izay tena tsy azo hanoharana noho ny fidangany vidim piainana. Misy izay nampidinina mihintsy Mba hahafahany besinimaro misakafo ao aminay. Misy sakafo vaovao vitsivitsy ihany. Ialana tsiny amin’ny fautes d’orthographe, manao zavatra tsy mora. Dia mbola Misaotra anareo clients nay rehetra amin’ny fahatokisana. L’OASIS

En vacances
20/02/2022

En vacances

12/09/2021
Entrée natao tany Ambatolampy
20/11/2020

Entrée natao tany Ambatolampy

Address

Lot 05 E 70 Ampatana
Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 11:00 - 21:00
Tuesday 11:00 - 21:00
Wednesday 11:00 - 21:00
Thursday 11:00 - 21:00
Friday 11:00 - 21:00
Saturday 11:00 - 21:00
Sunday 10:00 - 14:00

Telephone

+261336365663

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OASIS Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share