MEVA Hotel - Restaurant Antsohihy
Tel : 032 42 740 59
038 48 746 03

💳 Mora kokoa, haingana kokoa ato amin'ny Hotel Meva Antsohihy!Adinoy ny filaharana lava eny amin'ny banky! Mandray ny fa...
29/05/2026

💳 Mora kokoa, haingana kokoa ato amin'ny Hotel Meva Antsohihy!

Adinoy ny filaharana lava eny amin'ny banky! Mandray ny fandoavam-bola amin'ny Carte VISA, MasterCard, sns. izahay ato amin'ny Hotel Meva Ambalabe.

Tongava mitsidika sy miala voly, ny karatrao fotsiny no entina! 👋
Vaholagna mahararitry fona no atolotray ampitiavana hoanare❣️

Aza adigno mikitika SUIVRE eo ambony 🤝
Zarao mba hoitan'ny namana ity tolotra vaovao ity !

⚽ PARIS SAINT GERMAIN VS ARSENAL 🏆Aza adigno fotoagna tsika amaray ato @ Hôtel Meva Ambalabe aii !!Chaud marigny raha ty...
29/05/2026

⚽ PARIS SAINT GERMAIN VS ARSENAL 🏆

Aza adigno fotoagna tsika amaray ato @ Hôtel Meva Ambalabe aii !!
Chaud marigny raha ty amaray baka 😍 eo tsika mahita azy !!!

Mbola afaka magnano reservation hoan'izay mbl tsy nahazo place fa efa kely sisa place tavela ato, malaklak sode anao tara fa maresaka raha ty amaraigny aii, aleo mitantara toy izay tantaragna hoizy fomba fiteny zaii bk 😍

Sorato @ commentaire ao azv alainao ?
Zh maka Arsenal bk - psg nareo resy 😍

✨  Afterwork mahafinaritra hialana amin'ny rera-tsaina! ✨Efa vonona ny hira sy ny cocktail ho an'ny takarivan'ny Zoma.Ny...
28/05/2026

✨ Afterwork mahafinaritra hialana amin'ny rera-tsaina! ✨

Efa vonona ny hira sy ny cocktail ho an'ny takarivan'ny Zoma.

Ny Bar & Karaoké ato amin'ny Meva dia manasa anao hiala voly miaraka amin'ny namanao ao anatin'ny rivo-piainana mafana.

Toerana voatokana sy milamina ho an'ny rehetra.
Partageo ity mba hoitany 🥂

Ny tsiambaratelon'ny tsiron-tsakafo ato amin'ny Meva! ✨Ny fahadiovana sy ny fahaiza-mandamina latabatra no antoky ny kal...
27/05/2026

Ny tsiambaratelon'ny tsiron-tsakafo ato amin'ny Meva! ✨

Ny fahadiovana sy ny fahaiza-mandamina latabatra no antoky ny kalitao ato amin'ny Hôtel Meva.

Ny fanomanana ireo akora fototra madio sy ny hafanam-pon'ny mpiasa mikarakara ny sakafonao miandry anao anio. ✨

Aza adigno mikitika suivre eo ambony io 🤝

🏆⚽ FINAL CHAMPIONS LEAGUE 2026 - AZÔVY ALAINAO ? 😍Aza adigno fa ato @ Hôtel Meva ny rendez-vous ntsika samedi le 30 mai ...
26/05/2026

🏆⚽ FINAL CHAMPIONS LEAGUE 2026 - AZÔVY ALAINAO ? 😍

Aza adigno fa ato @ Hôtel Meva ny rendez-vous ntsika samedi le 30 mai 2026. Ato tsika no mijery final league de champions 2026 🏆

Mijery final tsika no sady animer'ny DJ. Misy animation DJ tsika amin'io.
DJ surprise no hotonga amin'io 😍

Koa réserveo dieny zao ary ny salle hanaovanareo réunion, team building, n'a fiarahana tsotra izao entre namana na orisana fa sode tara place ann 😍

Ampitapitao @ namana fa sode adinony ny date ❣️
Araho hatrany ny page ntsika !

25/05/2026

ABONNEZ-VOUS À LA PAGE ❣️

✨ Vonona tanteraka izahay handray an'i Neny! ✨Herinandro feno fanomanana ho an'ilay andro lehibe.Manolotra fiarahabana h...
24/05/2026

✨ Vonona tanteraka izahay handray an'i Neny! ✨

Herinandro feno fanomanana ho an'ilay andro lehibe.

Manolotra fiarahabana hoantsika rehetra nahatratra ity andro androany ity, indrindra hoantsika "RENY". Andriamanitra manankarem-pahasoavana anie homba antsika rehetra !! Bisous-be avy aty @ Hôtel Meva !

Ny mpiasa rehetra dia miramirana sy vonona handray anareo ampifalina sy ampitiavana androany

Efa vonona ny latabatra sy ny efitrano rehetra handraisana ny mpanjifa malala. ✨

Tonga aty @ Hotel Meva Ambalabe fa hifety tsika androany ! Zarao @ namanao izay tena ankafizinao ity pub ity.

#2026

✨ Araraoty ny tolotra manokana ho an'i Neny! ✨Ny tolotra "Weekend Promo" dia misokatra ho an'ireo te hanao surprise an'i...
23/05/2026

✨ Araraoty ny tolotra manokana ho an'i Neny! ✨

Ny tolotra "Weekend Promo" dia misokatra ho an'ireo te hanao surprise an'i Neny.

Efitrano mahazo aina miaraka amin'ny Petit Déj kanto no atolotray.

Araraoty ny tolotra manokana mba hanomezana fahafinaretana azy ireo. ✨

📩 Araraoty ny tolotra manokana hoan'ny Neny!

22/05/2026
Meva et ses 6eme printemps. Remerciements à toute l'équipe.
05/01/2025

Meva et ses 6eme printemps. Remerciements à toute l'équipe.

22/02/2024

Reserveo dieny zao ny salle ho anareo fikambanana ny 8 mars

Address

Antsohihy
407

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MEVA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category