30/12/2023
Toerana kanto sady ahafahana mitsangatsangana tsara@zao ankatoky ny fialantsasatra zao ety des Roses Anosy,mety tsara@fianakaviana,ankizy,tanora ary olon-dehibe...misy toerana ahafahana mialavoly,misakafo
Tongava mitsidika ny toerana fa vonona handray anao n ekipan'ny The kebabs@Sakafo sy ny fandraisana
📷 Mamy mdg